Tranga

Maevatanàna : Roa lahy lasan’ny mpaka an-keriny

Lehilahy roa lasan’ny mpaka an-keriny tao amin’ny fokontany Ankazomandry, kaominina Mahatsinjo, distrika Mae­vatanàna, ny alin’ny alatsinainy 20 janoary teo, tamin’ny 8 ora. Efa-dahy niampy vehivavy sy ankizy tsy ampy taona niara-tonga tao amin’io tanàna io. Nangataka izy ireo hanaovana sakafo. Nandroso ho alina, nentin’izy ireo natao takalonaina ny lehilahy 40 […]

Mpampanofa moto ho an’ny jiolahy: Voasambotra ny roa lahy voarohirohy

Voasambotry ny Service anti-gang (Sag) tetsy Anosi­zato, ny alahady teo, ireo lehilahy roa, 20 taona sy 26 taona. Voarohirohy ho niray tsikombakomba sy mpampanofa moto ho an’ireo jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana eto Antananarivo Reni­vohitra izy ireo, raha ny fanadihadiana nataon’ny polisy. Voatsongon’ity sampandraharaha ity ny dian’izy ireo, taorian’ny fanadihadiana nandritra […]

Sakaraha : Dahalo telo maty voatifitra

Lavon’ny tifitry ny mpanara-dia ny dahalo telo tamin’ireo fito nangalatra omby tao amin’ny fokontany Analatelo, kaominina Andranolava, distrika Sakaraha, afakomaly. Nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika, naka omby miisa enina tao amin’ny tanànan’i Teninde, ao anatin’io kaominina io, ireo olon-dratsy. Nanapoaka basy izy ireo ary nentiny nandositra ny omby. Nanara-dia avy hatrany […]