Tranga

Enin-dahy nanafika teny Anosiala: Lehilahy voatifitra, 2 tapitrisa Ar voaroba

Jiolahy enin-dahy nanafika teny amin’ny fokontany Anja­namasina, kaominina Ano­siala, distrikan’­ Ambohi­dratrimo, ny alin’ny alakamisy teo tamin’ny 12 ora. Hitran­gana fahatapahan-jiro matetika anatin’io fokontany nitrangana fanafihana io. Vao tapaka tsy nisy dimy minitra ny jiro, nirefotra ny feom-basy voalohany. Nirefitra fanindroany ka niditra tao amin’ny tokantrano lasibatra ireo olon-dratsy. Nitady vola […]

Nandroba mpitondra taxi : Lehilahy voasambotry ny polisy

Voasambotry ny polisy avy amin’ny kaomisaria An­taninandro, afakomaly, tamin’ny 10 ora sy sasany alina, ny tovolahy 22 taona. Nanga­latra kitapon’ny mpamily taxi iray tetsy Anjanahary izy. Novonoin’io olon-dratsy io ihany koa ilay mpamily taorian’ny nandrobany ny entana teny amin’ilay lasibatra. Tavela tany anatin’ny kitapo ny finday roa, karapanondrom-pirenena, taratasy fahazahoan-dalana […]

Fivadiham-pitokisana : Tratra i Veve, roa taona nifampitadiavana

Voasambotry ny zandarimaria notarihin’ny Kly Faneva, tao amin’ny kaominina Antani­meva, faritra Atsimo Andrefa­na, omaly, ny lehilahy atao hoe Veve, izay nisoloky sady nivadi-pitokisana. Roa taona nifampitadiavana io lehilahy io. Namoahan’ny mpitandro filaminana filazana fikarohana tao Maintirano izy nanomboka ny taona 2023. Zaodahin’ny mpanao baolina malaza iray eto an-toerana “Voavy Paulin” […]