Tranga

Horonantsary mamoafady : Zazavavy 13 nohararaotina

Zazavavy miisa 13, 4 hatramin’ny 15 taona, lasibatry ny asa ratsy nataon’ny ramatoa iray tao Aranta, kaominina Mahajanga. Nosamborin’ny mpitandro filaminana miasa ao an-toerana, ny zoma 21 aogositra lasa teo, ny ramatoa iray taorian’ny fitarainana voaray, ny faran’ny herinandro teo. Nitoroka tamin’ny ray aman-dreniny ny iray tamin’ireo zazavavy lasibatra. Nitaraina […]

Ambohimanga Rova : Roa vavy niaraka hita faty

Tovovavy 17 taona sy 21 taona hita faty teny Ambohimanga Rova, omaly. Novonoina tamin’ny alalan’ny zava-maranitra avokoa izy ireo. Vatana mangatsiaka, an’i Stephanie sy Haingo­tiana, no hany sisa hi­tan’­ny fianakaviany tao An­dra­­nomatsatso, kaominina Am­bo­himanga Rova, omaly. «Voa­rasa antsy teo amin’ny tendany i Stephanie ary tsatoka zava-maranitra indimy no hita teo […]

Ambatokely, RN2 : Mpianaka maty voahitsaky ny kamiao

«Nikasa hisongona moto iray teo alohany, nifampikasoka tampoka ny moto ka nifatratra tany ambany kamiao ireo olona roa nitaingina scooter», hoy ny fanazavan’ny kaomandin’ny zana-tobim-paritra Carion, omaly maraina. Niainga avy any Manjakan­driana ireo olona roa tra-doza ireo, araka ny loharanom-baovao. Hiditra fiolahana teo amin’ ny toerana atao hoe Ambato­kely, kaominina […]

Saika hivarotra zaza 8 taona : Olona efatra notanana am-ponja

Nosamborin’ny polisim-pirenena miasa ao Manakara ireo olona efatra nikasa hamarotra zazalahy 8 taona, ny 18 aogositra teo. Nentin’ireo olona voalaza ireo niainga tany Farafangana ity zazalahy ity. Nihazo an’i Manakara, nitady olona handray an’io zaza io. Kamboty, nipetraka tamin’ny iray tamin’ireo olona efatra ilay zaza, araka ny fanazavan’ny polisy misahana […]

Andavamamba : vehivavy niandry taxi-be, maty voatifitra

Tsy tana ny ain’ny renim-pianakaviana iray voan’ny bala teny Andavamamba, afakomaly hariva. Hamonjy fodiana izy kanjo lasibatra tampoka tamin’ny tifitra nataon’ny jiolahy. Voan’ny bala teo amin’ny kibony, taorian’ny asan-jiolahy tetsy Andava­mamba ny renim-pianaka­viana iray, afakomaly hariva. «Nahatsiaro tena kely izy ta­min’ny 8 ora alina. Tsy tana anefa ny ainy tamin’ny […]