Tranga

Vao nivoaka ny fonja: jiolahy tratra nangalatra moto

Natolotra ny fampanoavana, afakomaly, naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora ireo olona roa (lehilahy sy vehivavy) malaza ratsy amina halatra moto. Ireo polisy miasa ao amin’ ny kaomisarian’ny boriborintany faharoa (CSP2) Ambohija­tovo no nahasambotra ireto mpangalatra moto ireto. Araka ny tatitra nampitain’ny polisy, mampitairana ny olona eny Amba­nidia sy ny manodidina […]

Fifamonoana tao amin’ny Oniversite: mpianatra iray voa mafy teo amin’ny lohany

Mpianatra miisa fito, eo anivon’ny Oniversiten’Antsi­ra­na­na, naratra vokatry ny daroka sy vono nifanaovan’ izy ireo, ny alin’ny 26 jona teo. Mpianatra avy any Mandri­tsara ny dimy tamin’ireo voa mafy raha toa ka roa avy ao Antsohihy. Samy nisotrosotro nandritra ny fankalazana ny fetim-pirenena ireo mpianatra ireo. Nanom­boka nikotaba anefa ny […]