Maro ny ambana sy ny sedra mahazo ny zandarimaria amin’izao fotoana izao. « Tsy mitahiry jiolahy ny zandarimariam-pirenena ary tsy mitsahatra manasazy ireo tratra mihoa-pefy», hoy ny jeneraly Andry Rakotondrazaka, minisitra delege misahana ny Zandarimariam-pirenena, nandritra ny fanamarihana ny Andron’ny zandarimariam-pirenena omaly. « Safidy ny hatao ho an’ireo misafidy ny hiditra eo […]
Tselatra
TSELATRA
Voaheloka higadra telo taona sazy mihantona ny Kly Fanampera taorian’ny fitsarana azy, tetsy Anosy, omaly. Fitarihana olona hidina an-dalambe tsy nahazoana alalana sy hikomy manoloana ny fanatontosana ny tetikasa Base Toliara no anton’ny nisamborana azy. Alan-drongony mirefy 3ha saron’ny zandary avy ao amin’ny vondron-tobim-pileovana Atsinanana, tao Ankoraongambe, fokontany Andranovaky, kaominina […]
TSELATRA
Mpisoloky roa lahy voasambotry ny polisy teny Ampefiloha, afakomaly. Soloin’izy roa lahy finday tsy mandeha intsony ny entana omeny ny mpividy aorian’ny fifampivarotana. Nametraka fitarainana ny lasibatra ka tratra izy roa lahy. Nogiazana ny finday fanaovan’izy ireo io asa ratsy io. Raim-pianakaviana nanolana ny zanany vavy vao 11 taona tratran’ny […]
TSELATRA
Vehivavy iray mpanampy an-trano nangala-jaza, tratran’ny fokonolona teny Mandegny, kaominina Maroambihy, afakomaly. Hita niaraka taminy ny zazakely iray nanaovana fampilazana fa very tao amin’ny fokontany Antanifotsy, Sambava, ny 25 marsa teo. Tonga nandray andraikitra avy hatrany ny polisy taorian’ny tranga. Efa nosamborina sy nanaovana fanadihadiana izy io. Nisy mamba mirefy […]
TSELATRA
Lehilahy iray antsoina hoe Tsila, efa mpamerin-keloka, lavon’ny balan’ny polisy tany Antanimalandy, Mahajanga, omaly vao maraimbe. Jiolahy raindahiny amin’ny asa fanafihana mitam-piadiana izy io. Maty voatifitry ny polisy izy nandritra ny fifanjevoana teo aminy sy ny mpitandro filaminana. Olon-dratsy anaty fikambanan-jiolahy izy ity ary efa ela nokarohina. Tranona mpandraharaha iray […]