Nigadona ao Mahajanga ilay sambo vaventy, Le Jacques Cartier, mpitondra mpizahatany. Nitsidika ny tanànan’i Mahajanga sy ireo toerana mampiavaka azy ny 139 tamin’ireo 184 mpandeha. Mbola hiverina handalo ao an-toerana ny 27 desambra izao ity sambo vaventy ity raha toa ka andrasana ny alahady izao ny sambo lehibe iray hafa. […]
Tselatra
TSELATRA
Lehilahy iray sy ny zafikeliny kilan’ny afo ka namoy ny ainy tao an-tranony tao Lakato, distrikan’i Moramanga, ny talata 28 novambra teo. Notafihan’ny jiolahy ny tokantranon’izy ireo ka novonoin’ny tsy mataho-tody tamin’izany ilay rangahy. Nodoran’ny jiolahy ny trano. May nandritra izany ilay rangahy sy ny zafikeliny 3 taona. Lehilahy iray […]
VAOVAO TAMBATRA
Manodidina ny 1 000 000 ny Malagasy mivelona amin’ny harena an-kibon’ny tany, araka ny tombana nataon’ny minisitera mpiahy. Tamin’ny taona 2015 io tarehimarika io, fa tsy misy ny antontanisa mazava mahakasika ny mpitrandraka madinika tsy ara-dalàna. Misy koa ny tantsaha manao ity asa ity ihany amin’ny fotoana an-tselika. Nanaraka ny zotra […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny alahady ho avy izao, eny amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga, ny lalao famaranan’ny «Coupe de la ligue Boeny». Hiady ny amboarabe sy ny lelavola iray tapitrisa ariary ny FC Sarobidy sy ny FC JTM. Marihina fa hahazo vola avokoa ny faharoa sy ny fahatelo amin’izany. Hanomboka ny 27-30 desambra […]
INDRAY MIJERY
57 000 ny isan’ny mpianatra eny anivon’ny lycée misitraka tombontsoa mivantana amin’ny antontan-kevitra siantifika novokarin’ny fandaharanasa Educmad, anatin’ny faritra 14 manerana ny Nosy. Tsapa fa manomboka mahasarika mpianatra ny taranja siantifika taorian’ny fampiharana ny fandaharanasa tao anatin’ny taona maro. Miandrandra oram-baratra ny ankamaroan’ny faritra maro eto amin’ny Nosy manomboka anio, araka ny voalazan’ny foibe […]