Tontosa, omaly, tao amin’ny Kudeta Anosy, ny lanonana namaranana tanteraka ny andiany faha-10 amin’ny “Smatchin”, taranja basikety. Fotoana niarahana nifety tamin’ireo mpandray anjara sy ny mpikarakara ity hetsika ity. Voatsonga ho mpilalao mendrika ka nahazo ny “mention honorable” i Mathias M’Madi, Malagasy mpilalao basikety. Nisongadina tanteraka izy nandritra ny taom-pikatrohana […]
Tselatra
INDRAY MIJERY
Mpilatsaka an-tsitrapo japoney miisa 3 nahatanteraka ny asany no nitodidoha any Japon. Nandritra ny herintaona sy tapany ny fampitana iraka nataony teto Madagasikara. Nanampy sy nanatsara ny fiainan’ny tantsaha, ny fanjarian-tsakafon’ny reny sy ny zaza ary ny fampiroboroboana ny harenan’ny olona, indrindra ny tanora, izy ireo. Nifampizara traikefa mahakasika ny […]
TARATRY ny KANTO
Niu Raza etsy amin’ny CCEsca Antanimena. Hotontosiana rahampitso indray ilay seho faharoa. Noho ny fangatahan’ireo mpankafy tsy nahatratra tapakila tamin’ny seho voalohany, ny alahady teo, no antony. Tsy hitovy tanteraka ny ny endri-tseho na ny hira alahatr’i Niu Raza, araka ny efa nampanantenainy. Ny ao amin’ny «Slam Suare», fikambanana ivondronan’ireo […]
FANTINA sy FINTINA
Tsy manaiky ny fitangosana Ticket amin’ireo mpivarotra Ravololomanana Lalatiana. Nambarany fa miteraka kolikoly izany ary mandrava ny ezaka efa natomboky ny ben’ny Tanàna teo aloha, Andriantsitohaina Naina. “Sakana amin’ny digitalisation” sy ny mangarahara ary ny ady amin’ny kolikoly izany”, hoy izy tetsy Analakely, omaly. Nanome toromarika ny mpanara-dia azy eo […]
TSELATRA
Naiditra am-ponja, omaly, ilay raim-pianakaviana nanolana ny zanany vavy 13 taona tao Ampotamandrevo, kaominiana Maroala, omaly. Nampihatra ny filan-dratsiny tamin’io zanany naterany io ilay lehilahy 48 taona ny fiantombohan’ny volana marsa teo ka voasambotra. Vehivavy nisoloky Cash point voasambotry ny mpitandro filaminana tao Voirie Antsirabe, afakomaly. Nampandre ny mpitandro filaminana […]




