Tselatra

Indray mijery

Razanoely Manohisoa, hianatra teny sy kolontsaina japoney ao amin’ny Oniversiten’i Hokuriku ao Kanazawa, Ishikawa sy i Rakoroharinaivo Balsama, hianatra teny sy kolontsaina japoney ao amin’ny Oniversiten’i Kyoto University of Foreign Studies. Izy roa ireo no nahazo ny vatsim-pianarana avy amin’ny governemanta japoney . Hotanterahina ny 7 sy 8 septambra izao, […]

SOMBIM-BAOVAO

Nanao pao-droa i La Réunion teo amin’ny fandrombahana medaly volamena, taranja handball. Resin’i La Réunion, tamin’ny isa 30 no ho 22 ny Akio, sokajy vehivavy, omaly, teny Vontovorona. Lavon’i La Réunion, 28 no ho 16 koa ny lehilahy. Lasan’ny Ankoay daholo kosa ny volamena teo amin’ny basikety lalaovin’olona dimy. Ratsy […]

Taratry ny kanto

Festival « Temps fort danse ». Mitohy ny hetsika ho an’ny mpankafy dihy an-dalambe sy ny dihy ankehitriny, eny amin’ny IFM Analakely, ao anatin’ny  Festival « Temps fort danse ». Seho iarahana amin’ny vondrona mpandihy maro samihafa no ho hita eny an-toerana mandritra ity herinandro ity. Anisan’izany ny iarahana amin’ny Compagnie Yvan Alexandre. Horonatsarimihetsika […]

Fantina sy fintina

, nikasa hijery ’ , , ’ é é, ny zoma teo. “Tsy mety ny tenako raha tsy manome voninahitra ireo namoy ny ainy. Miombona alahelo amin’ireo Malagasy namoy ny ainy sy naratra i La Réunion“, hoy izy. Nanotrona izany ny filohan’ny Antenimierandoholona. Tsy misy lanjany ny fangatahan’ireo hoe “kandidà” […]

Tselatra

Mpitondra moto iray maty tsy tra-drano teny Ambohimangakely, omaly tolakandro. Vokatry ny fandehanana mafy no nahatonga ny loza, araka ny filazan’ny nanatri-maso. Olona iray maty vokatry ny lozam-pifamoivoizana teny By -Pass Amoronankona, afakomaly maraina. Fiara iray nisongona no nifatratra tamina kamiaobe iray, rehefa niala fiara 4×4. Tratran’ny zandary teny Atsimombohitra […]