Tselatra

TARATRY ny KANTO

«Festival Sar’nao». Amperiny tanteraka ny « Festival Sar’nao » andiany faha-14 ankehitriny. An­koatra ny fampirantiana, misy ihany koa ny atrikasa momba ny varotra ana habaka, atao anio, eny amin’ny Aft Andavamamba. Araka ny nambaran’ny mpikarakara, efa miara-miaina amin’ny haitao ara-kajy mirindra isika ka ilaina ny mahafehy izany. « Diary Nofy ». Tanterahina rahampitso, eny […]

INDRAY MIJERY

Hanatanteraka fisoratam-panambadiana faobe ny kaominina ambonivohitr’i Mahajanga, ny alakamisy 14 desambra izao, ao amin’ny Lapan’ny tanàna. Manentana ireo mpifankatia vonona hiroso amin’ny fanambadiana hampanara-dalàna ny tokantrano ny fiadidiana ny Tanàna. Tanjona ny ialana amin’ny tokantrano imaso. Tsy marin-toerana ny atmosfera ho an’ny telo andro manaraka eto Madagasikara. Hisy, araka izany, […]

VAOVAO TAMBATRA

Tonga, omaly, tany Ihosy, ny milina mamokatra herinaratra 400 KW. Niaina sy niaritra ny fahatapahan-jiro ny mponina any an-toerana nandritra ny telo volana. Niezaka nitady vahaolana ny Jirama sy ny fanjakana foibe, ka izao voavaha izao ny olana. Ho avy tsy ho ela koa ny milina ho an’i Sakaraha. Haharitra […]

FANTINA sy FINTINA

Nohalavain’ny fitsarana 48 ora ny fihazonana ny depiote Ralambozafimbololona Fetra, eny anivon’ny zandary, misahana ny fikarohana heloka bevava Fiadanana. Tokony ho tapitra, omaly izany. Tsiahivina fa nosamborina teny Mahamasina nandritra ny hetsika ny alarobia lasa teo izy. Nihaona tamin’ny iraky ny Sadc ny Von­dron’ny kandidà 10, omaly. Tsy azo natrehina […]

TSELATRA

Tovovavy roa indray naratra nendahin’ny tontakely teo Analakely, omaly tolakandro. Efa nisy nahatsikaritra izy roa narahin’ireo mpanendaka, saingy tsy afa-nanoatra fa nitazana fotsiny. Lasan’ireo jiolahy ny poketra nisy vola sy finday. Nilaza anefa izy ireo fa handeha hividy fanafody hitsaboana olona tsy salama, kanjo izao lasan’ny olon-dratsy izao ny vola. […]