Tanora 100 no nisitraka ny tetikasa « titre vert » tao amin’ny faritra Alaotra Mangoro. Nandray sy niarahaba azy ireo tao amin’ny tranoben’ny tangorona ny goverinoran’ny faritra, omaly. Tanjona ny hampiroborobo ny fambolena sy ny famokarana ary ny fiharian’ny tanora, hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo. Mahavita manodina fary 30 t isan’andro […]
Tselatra
TARATRY ny KANTO
Village Culturel Andohatapenaka. Mitohy hatrany ny fampialana voly, eny amin’ny an-toerana, ato anatin’izao lalaon’ny Nosy izao. Ho an’ny fampisehoana anio, hanafana ny sehatra ny Reko Band, Trio II G5, Denise. Mbola mitohy ihany koa ny ranty samihafa maneho ny hakanto sy ny maha izy ireo nosy ato amin’ny ranomasimbe Indianina. […]
FANTINA sy FINTINA
Nahavita ezaka lehibe ny FFKM na efa tara aza, amin’ny hanaovana dinika mialoha ny fifidianana, araka ny nambaran’ny Hetsika iombonana ho amin’ny fanovana ifotony (Hiffim), Andriamiseza Alain, omaly. Nambarany fa tokony hatsangana ny rafitra vonjimaika handaminana ny fiainam-pirenena sy ny olana rehetra. Nametraka ny dosie-ny Razafintsiandraofa Brunelle teny amin’ny HCC, […]
TSELATRA
Niharan’ny fanolanana teny am-piadrasana vorona ny ankizivavy roa tao Angoja, kaominina Ambatosoratra, distrikan’Ambatondrazaka, ny herinandro lasa teo. Efa-dahy ary nisy tsy ampy taona nanampatra ny filan-dratsiny tamin’ireo roa vavy.Nirahana hiandry omby izy efa-dahy ireo kinanjo tratra namoa-doza. Dahalo mpangalatra omby roa lavon’ny mpitandro filaminana tao Antsirabe, omaly maraina. Nifampitifitra tamin’ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Hatao tsy ho ela ny fifidianana ho filohan’ny filankevi-pitantanana (PCA) ny Omnis (Ofisim-pirenena misahana ny harena an-kibon’ny tany sy ny indostria stratejika. Efa voatendry ny herinandro lasa teo ny mpikambana ao anatin’ny filankevi-pitantanana (CA), ahitana solontena avy amin’ny minisitera voakasika sy ny mpiasa. Tapitra ny desambra 2022 teo ny fe-potoana […]




