« Savaravina am-pamoloana 2.0”. Tanterahina eny amin’ny IKM Antsahavola, ny sabotsy 23 septambra 2023 tolakandro, ny “Savaravina am-pamoloana”. Mpikabary, mpanoratra ary mpandala ny maha Malagasy no hasaina handray anjara amin’izany. Mahakasika ny fomba hanatanterahana ny fanabeazan’ ny Ntaolo ankehitriny no hodinihina mandritra izany. “Beat Box Battle Madagascar”. Tontosaina eny amin’ny […]
Tselatra
VAOVAO TAMBATRA
Hihodina tsy ho ela ilay milina mpamokatra menaka ao Ankadinondry Sakay. Hitoto voanjo 400 kg isan’ora ny milina, ahazoana menaka 160 l. Ampy hamatsiana ny milina ny voanjo avy amin’ny kaoperativan’ny tantsaha. Hiteraka asa fivelomana mivantana ny tetikasa ka tantsaha miisa 1800 hahazo tombontsoa amin’izany. Nohamafisina ny traikefan’ireo tomponandraikitra manara-maso […]
TSELATRA
Kila tanteraka tsy nisy noraisina ny fiara taxi nirehitra teo amin’ny toeram-piantsonana akaikin’ny fiangonana Katolika Ambanidia, omaly. Voalaza fa olana tao amin’ny moteran’ny fiara no nitarika ny firehetana. Tonga teny an-toerana namono ny afo ny teo anivon’ny Sampana mpamonjy voina. Naratra mafy koa ny mpitondra moto iray nifandona tamina fiara […]
SOMBIM-BAOVAO
Miofana hahazoana ny mari-pahaizana “Brevet d’entraineur de Football” i Dimitry Caloin, mpilalao baolina kitra mizaka zom-pirenena roa, Malagasy sy Frantsay. Tsiahivina fa anisan’ireo mpilalao nitondra avo ny Barea nandritra ny CAN 2019, izay natao tany Egypta, ity mpilalao ity. Nahatafiditra baolina roa nanoloana ny Police Tero, ekipa Thaïlandais, Rakotoharimalala Njiva, […]
Vaovao tambatra
Samy miandry ny fandehanan’ilay fitaterana an-dalamby (train urbain) ny ankamaroan’ny Malagasy. Mbola misy ny fotodrafitrasa sy ny pitsopitsony miaraka aminy mbola tsy vita hatramin’izao, antony mampiato ny fandehanan’ity fitaterana ity. Tokony ho noraisina tamin’ny fomba ofisialy ny volana aogositra teo ny tetikasa saingy nahemotra izany. Manohana ny mpandraharaha amin’ny alalan’ny […]