Tselatra

VAOVAO TAMBATRA

Misanda 4 898 Ar ny 1 euro, raha 4 640 Ar ny 1 dolara, omaly, teo amin’ny tsenam-bola. Nidina kely ny sandan’ny euro, satria efa tafakatra 4 917 Ar tamin’ny 11 novambra. Tsy mitsaha-miakatra kosa ny dolara, satria 4 500 Ar tamin’ny 1 desambra ary io efa manakaiky ny 4 […]

TSELATRA

Taxi-be 109 nifatratra tamina andrin-jiron’ny jirama teo Analamahitsy, omaly maraina. Potika tanteraka ny fiara. Niongotra hatramin’ny andrin-jiro. Voalaza ho fahatapahan’ny hisatra no niteraka ny loza. Nandeha mafy loatra ny fiara, raha ny fahavoazana hita taminy. Zazalahy handeha hianatra vaky loha nofaohan’ny moto, teny amin’ny lalan’ny Tsarasaotra, omaly maraina. Nandeha mafy […]

VAOVAO TAMBATRA

Hanomboka anio, eny amin’ny zaridainan’ Antaninarenina, ny tsenaben’ny mpandraharaha. Hetsika mampivondrona amina toerana iray an’ireo mpiantsehatra rehetra eo amin’ny sehatry ny toekarena. Samy hampiranty ny fahaiza-manaony sy ny vokatra ataony avokoa ireo mpandraharaha samihafa. Mitentina hatrany amin’ny 261,1 miliara Ar ny vola azo tamin’ny fampidirana “fripy” teto Madaga­sikara, nandritra ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Tanterahina any Mahajanga, nanomboka omaly 11 desambra hatramin’ny 17 desambra, ny fifaninanana “Challenge de Baobab”, andiany faha-15. Ny ligin’i Boeny no mikarakara ity fifaninanana ity, miaraka amin’ny Federasiona malagasin’ny basikety. Hiditra amin’ny herinandro faharoa, amin’ny fanazaran-tena iraisam-pirenena, taranja Judo, any Japon, Rasoanaivo Laura, Malagasy mpikatroka. Traikefa maro no azony any […]

INDRAY MIJERY

Mitohy ny fandaminana ny fizarana fisotroandronono manaraka ny tetiandro napetraky ny tahirimbolam-panjakana. Anjaran’ireo manana laharana miafara amin’ny A, B, C, D, E no misitraka izany anio, eny amin’ny TME, TP, TPIC ary PP eto Analamanga. Ho an’ireo mitondra « procuration » sy izay taraiky kosa ny andro rahampitso. Fotoanan’ny voankazo izao. Tsara […]