Tselatra

FANTINA sy FINTINA

Nambaran’ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalomanana, fa manohana ny Ceni izy ireo. Na izany aza, tsy hanaiky lembenana amin’ny zavatra tsy mety sy ny tsy fanarahan-dalàna. “Tsy azo ekena ny hala-bato sy ny kolikoly amin’ny fifidianana”, hoy izy tamin’ny fikaonandoha, notarihin’ny Ceni, tetsy Ambodivona, omaly. Misy ny fanaovana « Service minimum» […]

TSELATRA

Teny amin’ny lalan’ny mpandeha an-tongotra ny lohany, nihantona teny amin’ny toerana avo anaty kirihitra ny vatan’ny zazalahy iray, tetsy Anosy, omaly maraina. Mpandalo no nahita ny lohan’ny zaza. Ha­tairana, nitangorona vetivety teo ireo manodidina. Efa potika ilay vatana mangatsiakan’ny zaza rehefa nozahana. Maty tsy tra-drano ny renim-pianakaviana iray voadonan’ny fiara […]

SOMBIM-BAOVAO

Tennis, hahemotra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, noho ny fitarainan’ireo ligy dimy, Amoron’i Mania, Atsinanana, Vakinankaratra, Boeny, Matsiatra Ambony. Milaza izy ireo fa tsy afaka ny handray anjara amin’ity fifaninanam-pirenena ity ireo sokajy «Juniors», «vétérants», … ao amin’izy ireo. Kitra, lavon’i Mayotte tamin’ny isa 4 no ho 0 ny […]

INDRAY MIJERY

Natao tetsy Andavamamba, omaly, ny atrikasa nandrafetana ny Drafi-pirenena hiatrehana ny hamehana. Hanavotana ireo faritra tena voa mafy sy nitondra takaitra tamin’ny loza voajanahary misesy izany. Mitarazoka ny fahavoazana amin’ny faritra sasany. Hisorohana izany mandritra ny maitsoahitra ho avy ity drafi-pirenena ity. Hentitra ny SMGD miandraikitra ny toeram-pian­tsonan’ny fiara eto […]

TARATRY ny KANTO

Hotokanana ny alahady 30 jolay izao ny “Kianjan’ny Hiragasy”. Fotodrafitrasa nampanantenain’ny minisiteran’ny Serasera izy ity, etsy Ampefi­loha, ambadiky ny Tranombokim-pirenena. Hanom­boka amin’ny 1 ora tolakandro ary hofaranana amin’ny ady hiragasy hifanandrinan-dRapaulson Fenoarivo Gara sy Ratovoelson Etienne Ambatonapoaka ny lanonana. Andiany fahefatra ny atrikasa sy fiofanana karakarain’ny vondrona “Valihan’Ikaky”, amin’ny sabotsy […]