Niray feo indray ireo kandidà miisa 10 manohitra ny tsy fanarahan-dalàna sy ny fanitsakitsahana ny Lalàmpanorenana. Namoaka fanambarana momba ny fandraisan’ny praiminisitra Ntsay Christian ny fitantanana ny firenena izy ireo ary nilaza fa “Coup d’Etat Institutionnel” nokajiana manokana, hanodinkodinana ny voka-pifidianana ho an-dRajoelina izany. Nampitondra hafatra avy any am-ponja i […]
Tselatra
TSELATRA
Zazavavy telo taona maty voahosin’ny fiara tsy mataho-dalana teny amin’ny fokontany Ankadilalampotsy-Ankaraobato, ny alatsinainy 11 septambra teo. Nilalao io zaza io no sendran’ny fiara nandalo tampoka, araka ny filazan’ny nanatri-maso. Efa nampitandrina ny mpamilin’ny fiara ny polisy kaominaly iray teny an-toerana, talohan’ny loza saingy niafara tamin’ny loza hatrany izany. Vehivavy […]
SOMBIM-BAOVAO
Taorian’ny lalaon’ny Nosy 2023, hisy ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja taekwondo amin’ny « Kyrougi », izay hatao any Côte d’Ivoire, ny 11-12 novembre ho avy izao. Aorian’io, hisy ny fifidianana izay ho filohan’ ny Federasiona malagasin’ity taranja ity, ny taona 2024. Nanomboka ny zoma 8 septambra lasa teo ny Mondial […]
INDRAY MIJERY
Tanterahina any amin’ny faritra Atsimo Atsinanana ny famatsiana fanafody amin’ny alalan’ny drone, izay teknolojia vaovao ampiasaina eto Madagasikara. Fanampin’izay, hisahana ny fanapariahana ny fanafody entina handrindrana ny fiterahana ihany koa ny drone, araka ny fiaraha-miasa amin’ny tetikasa «Pivot» sy ny UNFPA. Hotanterahina ny 15 ka hatramin’ny 17 septambra izao ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 15 ny orinasa maniry hanondrana volamena. Nametraka antontan-taratasy mangataka fahazoan-dalana ny 9 amin’izy ireo, teny amin’ny Antokon-draharaha nasionaly lalam-pihariana volamena (Anor). Amin’ ny alalan’ny didim-pitondrana no hamoahana ny fahazoan-dalana mifandraika amin’ny Tsenan’ny volamena. Handray anjara amin’ny fihaonana an-tampony ny Tanjon’ny fampandrosoana maharitra (ODD) i Madagasikara. Hatao any New York […]




