Tselatra

VAOVAO TAMBATRA

Nanomboka ny talata teo ka haharitra telo andro ny atrikasa hanamafisana ny paikady sy ny fanamby ho amin’ny fampaharetana ny fampiroboroboana ny vondron’olona mpanjono. Atao any Ambovombe, faritra Androy ity atrikasa ity. Nampahatsiahivina omaly ny lalàna mifehy ny vondrona misy an’ireo mpanjono sy ny asam-baomiera samihafa. Nahazo ny amboara “African […]

TSELATRA

Roa lahy tra-tehaky ny mpitandro filaminana noho ny fihazonana zava-mahadomelina tetsy Namontana, afakomaly. Nataon’ny polisy fisavana tampoka, nahitana fonosana rongony tamina harona plastika nilanja 10 grama teny amin’izy mirahalahy. Nokasaina ho fohana teny Andohatapenaka io rongony io, araka ny famotorana natao azy mirahalahy. Voasambotra ny mpangalatra moto iray, tetsy Amboditsiry, […]

VAOVAO TAMBATRA

Saika tapaka daholo ny famatsian-drano teto an-drenivohitra sy ny manodidina, omaly atoandro hatramin’ny hariva. Araka ny fanambaran’ny Jirama, nisy simba ny fantsombe mamatsy rano eny Ampandrianomby, Ambato­roka ary Ambodifilao. Efa niverina tsikelikely ny famatsiana nanomboka tamin’ny 6 ora hariva. Efa mihoatra ny 5 000 Ar ny sandan’ny 1 euro. Manodidina […]

INDRAY MIJERY

 Maherin’ny 500 000 isan-taona ny olona matin’ny fanafody sandoka, araka ny tatitra navoakan’ny Firenena mikambana misahana ny fahasalamana. Tafiditra anatin’izany ny eto Madagasikara. Maro ny antony, mety ho tsy fahatomombanan’ny fitehirizana azy na ny famokarana sandoka mety hitera-doza.  Manao vaksiny miaro amin’ny Covid-19 ho an’ny zokiolona mandray volan’ny fisotroan-dronona ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Norombahan-dRanaivo Tojo ny Mada-Run izay notanterahina ny alahady lasa teo, teny Arivonimamo. Marihina fa tamin’io fotoana io no natao ny “Run 2 ème manche”, taranja Rally. Norombahan-dRanaivo Tojo, mpanamory ny fiara Mitsubishi Evo X ny amboara rehefa nandresy an-dRafanomezantsoa Jean de Dieu, teo amin’ny lalao famaranana, izy. I Cameroun sy […]