Zandary iray niampy mpamily fiara nitatitra hazo an-tsokosoko naiditra am-ponja vonjimaika tao Moramanga, ny talata 12 septambra hariva teo. Voasakan’ny sampan-draharaha manokana misahana ny fiarovana ny ala tao Marovoay ny mpamily roa lahy niampy io mpitandro filaminana io ka natao famotorana tamin’io andro io ihany. Efatra mirahalahy mpamaky trano voasambotry […]
Tselatra
SOMBIM-BAOVAO
Nihintsana teo amin’ny manasa-dalana Andriantefihasina Mirija, Malagasy mpilalao tenisy, nandritra ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy lehilahy, U14. Marihina fa lavon’i Ghali Salaheddine, marôkanina tamin’ny seta 2 no ho 0 ( 6/1, 7/5) izy, tamin’io fotoana io. Hanomboka anio, any Zimbabwe, ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny lalao Olympika […]
Taratry ny kanto
Raha te hirotsaka amin’ny tontolon’ny mozika any ivelany. « Tsara raha mandalina sy mianatra azy io mihitsy », hoy i Niu Raza, nandritra ny fandalovany teto Madagasikara. Tsara ny manana talenta, fa miampy kokoa ny fisokafan’ny lalana raha mandalina, raha ny fanazavany hatrany. « Ça Claque ». Tanterahina anio tolak’andro, eny amin’ny AFT Andavamamba, […]
Vaovao tambatra
Niakatra ho 3 100 Ar ny kilaon’ny vary « stock » hafarana avy any ivelany. Mahatonga izany ny halafosan’ny vidiny eo amin’ny tsena iraisam-pirenena, 400 dolara ny vidin’ny 1t. Raha adika io, mahatratra 140 000 Ar ny vidin’ny iray gony, milanja 50 kg, handraisan’ny mpamongady azy. Manodidina ny 2 800 Ar hatramin’ny […]
FANTINA sy FINTINA
Manao ranolava ny fihaonan’ireo kandidà 10 amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Noraisin’ny solontena maharitry ny Pnud eto amintsika izy ireo, afakomaly, teny Andraharo. Nitohy tamin’ny dinika tamin’ny ambasadaoron’ny Vondrona eoropeanina (UE), izany, omaly. Tsy nisy nipika hatrany ny dinika. “Misy hatrany ny politika. Niainana an’izany avokoa teto amin’ny firenena: savorovoro rehefa misy […]




