Tselatra

FANTINA sy FINTINA

Nihaona tamin’ireo tanora tetsy Andraharo ny mpitarika ny HVM, Rajaonarimampianina Hery, ny sabotsy teo. “Hotohizantsika ny fisandratana efa natomboka”, hoy izy. Nambarany fa mila fahendrena sy fahaizana ary fahafoizan-tena ny fitiavan-tanindrazana. Eo koa ny fanajana ny lalàmpanorenana sy ny demokrasia ary ny fahalalahana amin’ny lafiny rehetra. “Didim-panjakana iny. Inona moa […]

TSELATRA

Maty notirifin’ireo jiolahy tao an-tranony eny Antsa­habe Ambatomirahavavy, ny asabotsy hariva teo ny zandary iray. Jiolahy telo nirongo basy mahery vaika no tompon’antoka tamin’ny fanafihana. Nofatoran’ireo olon-dratsy kosa ny vady aman-janany. Finday telo sy vola 60 000Ar ary peratra volamena anefa no nalain’ireo jiolahy. Taorian’ny fikarohana, jiolahy roa no efa […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina ny sabotsy 15 jolay sy alahady 16 jolay ny fifidianana ho an’ireo “sections”, araka ny fanapahan-kevitry ny vaomiera misahana ny fifidianana eo anivon’ny Federasion’ny baolina kitra. Tsiahivina fa miisa dimy izy ireo no tsy mbola nahavita fifidianana. Anisan’izany i Brickaville, Mahanoro, Ambohimahasoa, Vohipeno, Ifanadiana. Hotanterahina manomboka anio hatramin’ny 23 […]

VAOVAO TAMBATRA

Natao omaly, teny Nanisana, ny famolavolana ny tetikasa hampandrosoana ny sehatry ny jono sy ny toekarena manga any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy. Tafiditra tao anatin’izany ny fivoriana niarahana tamin’ny tetikasa “Mionjo”, hanatanterahana ireo paikady hoentina mandrafitra izany. Nankalazaina, omaly, haharitra roa andro, ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fizaran’asa sy ny […]

TARATRY ny KANTO

Hitsidika amin’ny fomba ofisialy ny eglizy ao Ambodifotatra Sainte Marie, ny filoha Rajoelina. Ity no eglizy voalohany naorina teto Madagasikara, ary voasokajy ho anisan’ireo harembakoka. Tontosa ny fikarakarana manaraka ny fenitra takina amin’ny maha vakoka azy. Hanatrika ny “carnaval” sy ireo fampisehoan’ny “Festival des baleines” ihany koa ny filoha. Hanolotra […]