Ankizilahy 12 taona hita faty efa tsy nisy loha intsony tany Betroka, tokony ho 20 metatra andrefan’ny RN13, omaly. Tsy misy mahafantatra ity maty ity hatramin’izao ary mikarakara ny razana hatreto ny fokonolona any an-toerana. Efa misokatra ny fanadihadiana momba io raharaha io. Vehivavy iray hita faty teo amin’ny lalana […]
Tselatra
TSELATRA
Fasana telo novakin’ny jiolahy tao amin’ny kaominina Alakamisikely, distrikan’Arivonimamo, ny alin’ny talata 19 aogositra teo. Razana am-polony lasibatra ka lasan’ireo tsy mataho-tody ny ankamaroan’ny taolam-balo. Matetika hitrangana vaky fasana ao Arivonimamo tato ho ato. Tsy hipetra-potsiny manoloana ny nahafatesan’ny rahalahiny izay ben’ny Tanàna tao Talata Volonondry ireo rahalahiny, araka ny […]
TSELATRA
Raim-pianakaviana iray hita faty tao amin’ny tetezana Amboasary, fokontany Tsinjony, kaominina Behenjy, distrikan’Ambatolampy, omaly. Tsy nisy taratasy nahafantarana azy teny aminy. Noraisin’ny tomponandraikitra an-tanana ny fikarakarana ny razana. Nitondra ny teny fankasitrahana ny ekipan’ny polisim-pirenena noho ny fahatanterahan’ny fivoariamben’ny Sadc tamim-pilaminana, ny minisitry ny Filaminam-bahoaka, ny Controleur général de police, […]
TSELATRA
Tovovavy iray 17 taona tratra nangalatra finday tetsy Anosibe, omaly atoandro. Nijery finday hovidina teny amin’ny sisin-dalana izy. Nalainy ny finday iray tamin’ireo namidy ka natsofony tany anaty poketrany. Gaga ilay mpivarotra fa banga iray ireo finday. Natao ny fisavana ary hita tany anaty entan’io tovovavy io izany. Tezitra ireo […]
TSELATRA
Naratra voatora-bato ny vehivavy iray sy zazakely iray tao anaty taksiborosy tany Toamasina, omaly hariva. Nanao fihetsiketsehana ireo mpianatry ny Oniversite Barikadimy noho ny fahatapahan-jiro lava. Nitoraka tamin’ny vato izy ireo ary izao nahavoa mpandeha fiara izao. Ramatoa lehibe iray nampihatra herisetra tamin’ny zafikeliny nosamborina sy nohadihadiana eny anivon’ny biraon’ny […]




