Tselatra

VAOVAO TAMBATRA

Hanorina ozinina famokarana zezika any amin’ ny faritra enina ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana ato anatin’ny 100 andro. Anisan’ny toerana hananganana izany ny any Mahitsy, ho an’ny faritra Anala­manga. Tafiditra ao anatin’ny Politikan’ny fanjakana, hampiroboroboana ny indostria ity paikady ity. Niisa 7 653 ny mpitsidika ny hetsika “Tsena­ben’ny Fizahantany” […]

TARATRY ny KANTO

Hisy ny « Fandiovana » sy « Saotra », hatao any amin’ny Lapa valo sy fihasignana 12, any Am­bo­hinatao, Ambohimiarinkova Iharagnarivo, kaominina Sahave, distrikan’Ambohimasoa. Ny zoma 22 marsa izao no daty voatondro ho an’ity fomba nentim-paharazana ity, any an-toerana. Olona maro no manatrika izany isan-taona, ka misy ireo avy monina lavitra no manokana fotoana […]

FANTINA sy FINTINA

Nodimandry omaly, teto Antananarivo, ny mpandrindra ny Antoko MMM, miandraikitra ny faritra Amoron’i Mania, ny maître Maminirina Josoa Eugène. Efa lehiben’ny Faritra tany an-toerana, nandritra ny fitondrana tetezamita, ny taona 2009 hatramin’ny 2013 izy. Higadona anio maraina any Ambositra ny vatana mangatsiakany. Anisan’ireo kandidà ho filohan’ny vaomieran’ ny Vondrona Afrikanina […]

TSELATRA

Naiditra am-ponja vonjimaika ilay jiolahy tratran’ny polisy teny Ambohitrarahaba. Malaza ratsy amin’ny fanendahana miharo vonoan’olona amin’iny faritra Avaradrano iny ity jiolahy ity ka nahatonga ny polisy nanao hetsika mba hahafahana misambotra azy. Lehilahy iray handeha hody no nifanehatra taminy. Renim-pianakaviana iray nendahin’ny mpanera amin’ireny taxi-be ireny, teny Anosibe, omaly. Mody […]

INDRAY MIJERY

Miisa 27 ireo Cisco nampiofanana ireo mpampiofana mahakasika ny «pratique de cours de remédiation». Tanjona ny hanatsarana ny taham-pisondrotana kilasy eny amin’ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra sy ho fampirisihana ary fampandraisana andraikitra amin’ireo ambaratongam-pitantanana eny amin’ny sekoly. Nisy ny hetsika fandidiana hernie maimaimpoana notanterahin’ny CHU HJRA, ny herinandro teo. 16 ireo […]