Hangotraka ny etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, rahampitso. Hifanandrina mantsy ny ekipa voalohany sy ny faharoa amin’ny fifaninanam-pirenena taranja rugby “XXL Top 12” dia ny Cosfa (Bebaoty) sy ny CEA Andranomanalina. Lalao ala vela ho an’ny miaramila ity. Efa mety hamaritra ny toeran’ny ekipa roa tonta koa ny vokatra ho […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Mitentina 37 tapitrisa dolara ny fanampiana omen’ny Banky iraisam-pirenena an’ireo tokatrano 40 000 traboina vokatry ny rivodoza Gezani sy Fytia. Fanampiana misy ireo karazana tolotra samihafa ho an’ny mponina izay hotsinjarain’ny Fid sy ny BNGRC. Vonona hanolo-tanana an’i Madagasikara ny Banky iraisam-pirenena amin’ny fanarenana ny toekarena taorian’ny fandalovan’ny rivodoza. Manana […]
Brio Connect : Tanora malagasy, ivon’ny fanavaozana ny toekarena
Notanterahina teny amin’ny CCI Ivato, ny 12 sy 13 febroary teon ny Brio Connect. Mpitantana sy tompona orinasa ary mpampiasa vola maherin’ny 100 avy eto an-toerana sy any ivelany no nihaona, nifanakalo hevitra, momba ny fandraharahana, ny haino aman-jery ary ny fiaraha-miasa ara-toekarena. Natsangan’ny Brio Madagascar, iarahana amin’ny Yas Madagascar, […]
Fitrandrahana solika : Hametraka ny mangarahara ny Omnis
Anisan’ireo efa miroso any amin’ny fanavaozana ny eo anivon’ny « Office des mines nationales et des industries strategiques- Omnis », amin’izao fotoana izao. Nambaran’ny tale jeneraly, ny Jly Andriantaolo Tsilavonjato Honoré, tetsy Mangasoavina, fa hametraka ny mangarahara amin’ny alalan’ny fitantanana ny fitrandrahana manara-dalàna izy ireo. « Antsika ny harena. Misokatra amin’ny manampahaizana sy […]
Famokarana: Ilaina ny politikan’ny hetra manome vahana ny fambolena indostrialy
Tsy afa-misaraka amin’ny fampiroboroboana ny indostria vaventy manodina ny vokatry ny fambolena sy ny fiompiana ny famoronana asa sy ny fifampindanjana ara-barotra. Manome lanja maharitra sy antoka ny famatsiana ny tsena ny vokatra avy any amin’ny tantsaha. Raha ny fanadihadian’ny mpahay toekarena, maro ny sakana sy olana sedrain’ny indostria malagasy […]






