Other News

FANTINA sy FINTINA

Voatendry ho talen’ny birao misahana ny Fitarainana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika, ny Me Rakotoanosy Raolidina Mampionona Olivier, nisolo ny Kly Rakotomamonjy Patrick. Lehiben’ny faritra vonjimaika any Alaotra Mangoro kosa, Rabema­nan­jara Elire, raha ho an’ny any Fenoarivo Atsina­nana, i Tody Arnaud. Anio vao hiverina hiasa ny mpiasa rehetra any Toamasina, […]

Fikaonandoham-pirenena : Hizara traikefa momba ny federalisma i Alemana

Noraisin’ny minisi-panjakana eo anivon’ny fiadidiana ny Fanavaozana ny Repo­blika, Razafimanantsoa Ha­nitra, ny ambasadaoron’ny Repoblika Federalin’i Ale­mana, i Olivier Knoerich, omaly. Nivoitra, tamin’izany, fa mijanona ho mpiara-miasa amin’i Madagasikara eo amin’ ny sehatra ara-politika i Ale­mana. Naneho fahavononana ny masoivoho amin’ny hanohanana ny fanatanterahana ny fikaonandoham-pirenena. « Afaka mandefa manam-pahaizana momba […]

Tsy fotoan’ny fanararaotana

  Iarahantsika rehetra mahalala ny takaitra navelan’ny rivodoza indroa miantoana, namango an’i Madagasikara. Nahery ny fiantraikany teto an-tanàna. Maro sy mavesabesatra ihany ny faharavana navelany ho an’ny vahoaka malagasy. Potipotika ny tanàna, tsy tao an-drenivohitry ny faritra Atsinanana ihany, fa nahazo hatrany amin’ny faritra samihafa nolalovany. Raha ny tao Atsinanana […]

Fivondronamben’ny eveka : “Mila asa mivaingana ny fanampiana traboina”

Voa mafy tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Gezani ny Faritra Atsinanana. Miantso fanampiana ny Fivondronam­ben’ny eveka eto Madagasikara. Tsy anaovan-teny fotsiny, fa asa mivaingana hita maso… “Ny fotoana toy izao indrindra no ifanohanana sy tsy anaovan-teny fotsiny, fa anaovana asa mivaingana hita maso hiaraha-mizaka izay manjo amim-pitiavana. Izany firaisankina izany àry no […]

Zaza varira maty notapahin-doha : Lehilahy iray voasambotra, naiditra am-ponja

Maty notapahin-doha tany Betsingala, distrikan’i Mam­pikony, afakomaly tamin’ny 7 ora sy sasany hariva, ny ankizilahy 11 taona, manana toe-tena varira. Tao an-trano izy sy ny zaodahiny iray tamin’io fotoana io. Nisy olona telo, nisaron-tava sy nirongo zava-maranitra (toy ny antsy sy famaky), tonga sy niditra an-keriny tao an-trano. Vantany vao […]