Other News

Fiahiana ara-tsosialy : nandresy tamin’ny fifaninana Ravalison Lira Mejatiana

Nandresy tamin’ny fifaninanana nokarakarain’ny Cipres (Conférence Interafri­caine de la prévoyance sociale), ny novambra teo, i Mada­ga­sikara. Niompana tamin’ny fampiroboroboana ny fiahiana ara-tsosialy eo anivon’ny fi­renena 17 mpikambana ao amin’ny Cipres ny fifaninanana. Nandrom­baka ny laharana faharoa tamin’izany Ravalison Lira Mejatiana, Malagasy nandray anjara. Natolotra omaly, tetsy amin’ny foibe Cnaps (Caisse […]

Mila mijoro ny filohan’ny Repoblika

Anatin’ny adilahy politika tanteraka isika eto Madagasikara amin’ izao fotoana izao. Betsaka ny efa voalaza mikasika izay, avadika ny resaka sehatra hafa indray izy anio. Hisintona lakolosy hatrany anefa mba hahatonga saina antsika ho tafavoaka amin’ny karazan-tsedra maro lalovan’ny firenena. Tsy misy afaka ny hitompo teny fantatra rahateo fa vahaolana. […]

Fanafihana mitam-basy : nafatotra ny mpiambina, jiolahy roa maty voatifitra

Sady nafatotry ny olon-dratsy ny mpiambina roa lahy no novakiany ny tsena, omaly maraina. Tonga ara-potoana ny polisy. Raikitra ny fifampitifirana, maty ny mpanafika roa. Trangana fanafihana intelo nisesy no niseho tao Toamasina tao anatin’ny andro vitsy. Samy nifanehatra tamin’ny polisin’ny Fip, notarihan’ny kaomisera Rafaliarivo Jules avokoa ny olon-dratsy. Ny […]

Tselatra

Nahitana ilan-tongotr’olona teny akaikin’ny tsenan’ Anjanahary, omaly maraina, tsy lavitry ny fasam-bahiny. Somary masaka ilay tongotra ary tsy mbola rava ireo nofo. Tsy nahitana diana kaikitra ihany koa ity ilan-tongotra ity. Tonga teny an-toerana ny polisy sy ny dokotera ary ny BMH nijery izany. Naiditra am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjan’i […]