Mitohy hatrany ny ezaky ny tomponandraikitra ny amin’ny fampanarahan-dalàna sy fandavorarina ny fifindra-monina sy fivezivezena. Tsy ekeny ary toheriny, indrindra ny fikambanana iraisam-pirenena, ny tsy fanarahan-dalàna rehetra ao anatin’izany. “Efa hatramin’ny taona 2020 no nisian’ny fikasana hifindra monina ho any amin’ny Nosy Mayotte, avy aty Madagasikara. Misy no tafiditra antsokosoko […]
Other News
Henry Ratsimbazafy 90 taona : hahazo laka ireo hira efa fantatra
Anisan’ny nisongadina tamin’ny tafa nifanaovan’ny mpanao gazety tamin’i Henry Ratsimbazafy, omaly, ny nilazany fa maro ireo mpanakanto efa niara-nihira taminy. Misy amin’ireo no ho avy eny amin’ny CCEsca Antanimena, mandritra ilay seho hotanterahina ny 2 avrily izao. Tsy hisy ny hira vaovao hokaloina fa hahazo laka ireo hira efa fantatry […]
Hetsika “Songadina” : mahaliana ny Malagasy ny kolontsainy
Tontosa ny talata 14 marsa 2023, teny amin’ny Ivontoeran’ny kolontsaina malagasy na IKM Antsahavola, ny atrikasa mahakasika ny dihy “Baohejy”. Tafiditra ao anatin’ ny hetsika “Songadina” fampahafantarana ny kolontsaina sy fomba amam-panao mampiavaka faritra sy faritany iray izy ity. Ny faritanin’i Mahajanga sy ny faritra Sofia no nampahafantarina teto. “Kolontsaina […]
Tonni Haddad : vonona hiara-hiasa amin’ny rehetra
Mpaka sary miavaka sy manana ny maha izy azy i Tonni Haddad. Avy any Liban izy, ary ny taona 2014 no nanomboka nonina teto Madagasikara. Efa nahatratra 13 taona izao no nilomanosany teo amin’ny sehatry ny fakany sary. “Fialamboly sy tena ankafiziko ny fakana sary. Miezaka hatrany mikaroka mba hanatsarana […]
« Tsara hira tsara mozika »: hisy ny fifaninanana mihira gadona bagasy
Tsy matetika ! Saika takona any ambadiky ny hafa hatrany ny bagasy. Iray amin’ireo vahaolana hialana amin’io tranga io ny fanatanterahina fifaninanana. Hanatontosa izany avy hatrany ny Sehatra bagasy. Fanamby napetraky ny mpitantana vaovao eo anivon’ny Sehatra bagasy ny hanohy sy hampivelatra, araka izay tratra, ireo ezaka efa natao teo […]






