“Tsy azo heverina ny hoe tsy hisy vola hanatanterahana fifidianana ny fanjakana”, hoy ny depiote teo aloha, i Zakahely Boniface. Tamin’ny fitondrana tany aloha, volan’ ny fanjakana no nanatanterahana fifidianana ary tsy naka vola tany ivelany. Amin’ny ankapobeny, tsy afa-miala ny fitondram-panjakana raha manaraka ny lalàmpanorenana. Tokony hisy fifidianana roa […]
Other News
Tale kabinetran’ny Prezidansa : hametraka fomba fiasa vaovao
Nandray ny asany omaly, taorian’ny famindram-pitantanana ny talen’ny kabinetra vaovao eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika, Andrianarisoa Romy. Nambarany tamin’izany fa anisan’ny laharam-pahamehany ny hametraka fomba fiasa vaovao hamitana ny velirano rehetra. “Hiara-kiasa amin’ ireo mpikambana rehetra ao anatin’ny governemanta izahay hanatanterahana ireo”, hoy izy. Hiompana amin’ny angovo, ny fahavitan-tena eo […]
Fisorohana ny ahiahy amin’ny fifidianana : hotsirihin’ny OIF mialoha ny rindrambaikon’ny Ceni
Hanala ny ahiahin’ny maro ? Nambaran’ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama Arsène, omaly, teny Ambohimanarina fa handalo fitsirihana na « audit » ny rindrambaiko sy ny fikirakirana ara-kajimirindra entin’izy ireo mikirakira ny fifidianana. Hisahana izany ny eo anivon’ny Frankofonia (OIF) ka hanomboka amin’ny herinandro ny fitsirihana. “Hampahafantarina ny rehetra ny ho […]
Antenimierandoholona : fitsidihan’ny solontenan’ny UA
Handao tsy ho ela an’i Madagasikara ny solontenan’ny Vondrona afrikanina (UA) eto amintsika, Rtoa Hawa Ahmed Yousouf. Nitsidika ho fanaovam-beloma ny filohan’ny Antenimierandoholona (PS), Razafimahefa Herimanana, izy, omaly, tetsy amin’ny Lapa Anosy. Nisaorany ny fiaraha-miasa eo amin’ny UA sy ny Antenimierandoholona. Tsapany ny ezaka nataon’ity andrimpanjakana ity, eto an-toerana sy […]
Fifidianana filoham-pirenena: malalaka amin’ny kandidà hotohanany ny mpikambana Avi
Nitohy tany Toliara indray ny fihaonamben’ny antoko Avi. Nitarika izany tany an-toerana ny filoha nasionaly teo aloha, Ratsirahonana Norbert Lala. Mazava ny nambarany momba ny fifidianana filoham-pirenena. Nambarany fa ao anaty fitondrana ny Avi amin’izao fotoana izao ary tsy mbola manana kandidà hotohanana. Mbola tsy nisy nanao fanambarana ho kandidà […]






