Araka izay efa nambaran’ ny tomponandraikitra eo anivon’ny Malagasy rugby, hatao eto Madagasikara ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby vehivavy, lalaovina olona 15 “Can 2023”. Hotontosaina ny 18 ka hatramin’ny 29 mey ho avy izao, izany fihaonana izany. Tsiahivina fa firenena efatra no hiady lohany amin’izany dia ny […]
Other News
Fifanintsanana “Mondial 3×3”: iray vondrona amin’i Aostralia ny Malagasy
Hotanterahina afaka roa volana any Israel, ny lalao sakana hahazoan’ny Ankoay vehivavy tapakila, hiatrehana ny fiadiana ny amboara eran-tany basikety 3×3. Ekipa 6 no hifaninana amin’izany ka nozaraina vondrona roa. Ao amin’ny vondrona A miaraka amin’i Repoblika Tchèque sy i Aostralia no vondrona misy an’i Madagasikara. I Israel, i Suisse […]
Lalaon’ny Nosy 2023: mety tsy handray anjara amin’ny tsipy kanetibe ny Malagasy
Noho ny sazy mianjady amin’ny taranja tsipy kanetibe eto Madagasikara, mety tsy ho afaka handray anjara amin’ny lalaon’ny Nosy na JIOI 2023, hatao eto amintsika, ny ekipa tsipy kanetibe malagasy. Tsy voavaly ny fitakian’i Claude Azema, filoha iraisam-pirenena, taranja tsipy kanetibe. Manahy ny tsy hisian’ ny taranja tsipy kanetibe amin’ny […]
Fanamarihana ny andron’ny 8 marsa: nosakanan’ny Emmo/Reg ny hetsiky ny vehivavy Tim
Tsy mbola afa-bela raha mbola etsy Behoririka ? Nosakanan’ny Emmo/Reg, tsy afaka naneho ny fanamarihana ny andron’ny 8 marsa ireo vehivavy eo anivon’ny Tim Analamanga, omaly. Nikasa ny hankalaza izany tetsy amin’ ny Magro Behoririka izy ireo saingy izao tsy tanteraka izao. Efa niatrana vao maraina teny an-toerana ireo mpitandro […]
Fanendrena loholona vaovao: haka fanapahan-kevitra lehibe ny filoha Rajoelina
Efa nankatoavin’ny eo anivon’ny HCC, ny fiandohan’ny herinandro teo, ny fahabangan-toerana iray ao amin’ny Antenimierandoholona noho ny nanendrena ny loholona teo aloha, Randriamanantenasoa Landy ho minisitry ny Fitsarana. Navoitran’ny etsy Ambohidahy amin’izany fa anjaran’ny filohan’ny Repoblika ny manendry ny mpisolo toerana, eo anivon’io An-drimpanjakana io. Midika izany fa haka fanapahan-kevitra […]






