Other News

Atrikasa momba ny gitara… Nisy ny fifampizarana teo amin’i Arnito sy ny mpandray anjara

Tontosa ny alarobia 25 janoary 2023, tao amin’ny Direction Régionale de la Communication et de la Culture na DRCC Amoron’i Mania, ny atrikasa momba ny gitara, niarahana tamin’i Arnito, mpitendry gitara matihanina, avy any Frantsa. Niavaka kely ny tao Ambositra raha oharina amin’ny natao teto Antananarivo sy tao Antsirabe. Nisy […]

IFM Analakely… Tanjona ny fanandratana ny kolontsaina

Efa hatramin’ny taona 1964, nisian’ny Institut Français de Madagascar na IFM Analakely. Mbola Centre Culturel Albert Camus na CCAC no anarany tamin’izany fa noho ny fanavaozana ny rafi-pitantanana ny taona 2012 no niovan’ny anarana. “Misokatra ho an’ny rehetra ny fiaraha-miasa, rehefa miray vina amin’ny fanandratana ny kolontsaina. Na ho an’ny […]

Fitantanana sy andraikitra… Efa nikasa hanao mompera Ramim’s saingy lasa depiote

Iza izy ? Rakotomalala Miarintsoa Andriantsitonta  Emmanuel Marie na fantatra amin’ny solon’anarana  Ramim’s. Depiote voafidy tao Ambatolampy ary 35 taona. Manambady sy zanaka telo mianadahy. Sakafo tiany ny legioma sy ny voankazo. Mankafy ny basikety sy ny kitra ary ny “Tennis de table“. Anisan’ny mpihira ankafiziny ny tarika Mahaleo sy […]

Depiote Frantsay, Bruno Fusch… “Ahina hihemotra ny fifidianana any Madagasikara…”

Manaraka akaiky ny toe-draharaham-pirenena eto amintsika ny sehatra iraisam-pirenena. Anisan’izany ny depiote frantsay, i Bruno Fuchs. Nanontany sy nangataka ny andraikitra raisin’ny governemanta frantsay, amin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny sady misahana an’i Eoropa ny tenany. Anisan’izany  ny mety ho paikady  hapetrak’i Frantsa  ahafahana manao fifidianana madio sy mangarahara ary eken’ny rehetra […]

Filoha Rajoelina any Dakar… Nandroso vahaolana momba ny fambolena 

 Tanterahina any Dakar Sénégal, nanomboka omaly, ny fihaonana an-tampony, momba ny fambolena sy ny fanodinana voka-pambolena. Atrehin’ireo filoham-panjakana  sy lehiben’ny governemanta  afrikanina izany ary iarahana amin’ny  Vondrona Afrikanina (UA) sy ny Banky Afrikanina ho an’ny fampandrosoana (Bad). Anisan’ireo voaasa manokana  amin’izany fivoriana izany, amin’ny maha tompon dakan’ny fanjarian-tsakafo azy aty […]