Other News

Ramamimampionona Gérard… “Tokony hifampitantana ny fiangonana sy ny fanjakana”

Nahabe resaka sy adihevitra ny amin’ny asan’ny fiangonana sy ny asan’ny fanjakana. Mifamono? Na mifameno… Maneho ny fijeriny ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard: “Mila atodika amin’izay fiezahana hifampitantana toy ny mpirahalahy mianala izay ny fiangonana sy ny fanjakana.” Dinidinika…   Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny fiarahamonina amin’izao ankatoky ny […]

Fifidianana… Mila antoka ny fanatanterahana

Hisy fifidianana ihany amin’ity taona ity? Ny fisian’ny vola enti-manana no nahabe resaka ny mpanao politika sasany talohaloha teo, indrindra ny mpanohitra. Na izany aza, efa nanome toky, ohatra, ny Praiminisitra Ntsay Christian, tamin’ny faran’ny herinandro teo, fa homena ny Ceni ny vola hoenti-manatontosa izany. Tsy mitsaha-manome toky koa ny […]

Tarazo sarotra ialana… Mbola tsy misy lanjany amin’ny Malagasy ny kantony

Manomboka liana amin’ny zavakantony sy ny kolontsainy ny tanora malagasy. Ekena, saingy mbola misy tranga mandeha ila ao ambadibadika ao rehefa jerena akaiky. Ilay fametrahana ny laharam-pahamehana no toa manalasala be !  Raha mbola fihinin’olon-tokana na ampahana olona vitsivitsy ny fampivelarana ny zavakanto, sarotra sy mbola ho ela vao hahita fivelarana. […]

Tantara an-tsary Efa any Angoulême ry Dwa…

Dwa, Catmouse ary i Rolling Pen no hisolo tena an’i Madagasikara mandritra ny “Festival d’Angoulême”. Hetsika goavana indrindra mahakasika ny tantara an-tsary sy ny sariitatra izy ity, izay miditra amin’ny andiany faha-50, manomboka anio hatramin’ny alahady izao. 4 andro anatin’ny tontolon’ny tantara an-tsary tanteraka, satria hisy fampirantiana, adihevitra, fifaninanana ary […]