Other News

Boky vaovao… Nivoaka ny « Ohabolana. Kolo saina ho an’ny ankizy 2»

Narahina ny lamina rehetra amin’ny famoahana boky… Nivoaka ny « Ohabolana. Kolo saina ho an’ny ankizy 2 », nosoratan’Andrianimerina Hobiana. Boky 40 pejy ahitana ohabolana 18 isa, natao ho fitaovam-pibeazana sahaza ny ankizy 10 taona ka hatramin’ny 13 taona. Ampiasain’ny mpanoratra hampitana ny hafatra fonosin’ny ohabolana tsirairay ny nametrahany ireto fizarana miisa […]

Tetikasa Dinaamicc… Famokarana miatrika ny fiovan’ny toetr’andro

Miantraika any amin’ny fomba famokaran’ny tantsaha ny fiovan’ny toetr’andro. Mila vahaolana azo tsapain-tanana sady maharitra izany. Antony naneken’ny Vondrona eoropeanina (UE), hanohana ny tetikasa Dingana amin’ny antsipiriany hanohanana ny fambolena tantanin’ny fianakaviana, afaka miatrika ny fiovan’ny toetr’andro (Dinaamicc*).  Mitentina 4.422.718 Euros ny tetibola hanaovana ny asa, ka avy amin’ny Vondrona […]

Jirama… May ny taribin-jiro etsy Ambodivona

Nitaraina ny mpanjifa eto an-dRenivohitra, omaly, amin’ny fahatapahan-jiro. Araka ny vaovao avy any amin’ny Jirama, may ny taribin-jiro any ambanin’ny tany, tao amin’ny toby mpitsinjara herinaratra etsy Ambodivona, vokatry ny ora-mikija. Voatery nanapaka ny jiro mandritra ny adiny iray ny Jirama, nanarenana ny simba, omaly. Nasesy tamin’ny famatsiana miisa dimy, […]