Other News
Emission Ambarao- 2023-01-18 – RALALASON Victorus (VM)
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2023-01-18
Rugby – « 6 Nations » : maratra i Woki, mpilalao frantsay
Tsy afaka manao ny fifaninanana “6 Nations” i Cameron Woki, mpilalao frantsay. Dimy andro mialohan’ny fampivondronan’ny ekipa frantsay, nahazo vaovao i Fabien Galthié, mpanazatra ny XV de France fa maratra i Woki. Araka ny vaovao hita tao anaty tambajotran-tserasera omaly, haharitra fito herinandro vao ho sitrana ny lehilahy. Raha hiverenana […]
Handball – “IHF Trophy U20”: resin’i Nizeria indray ny Akio de Madagascar
Mbola ratsy hatrany ny vokatra ho an’ny ekipa malagasy, tamin’ny “IHF Trophy continental” Afrika ho an’ny sokajy U20 lehilahy. Taorian’ny nandavoan’i Rwanda ny Akio tamin’ny isa 50 no ho 29, ny alatsinainy lasa teo, mbola resin’i Nigeria tamin’ny isa 50 no ho 30 indray izy ireo, omaly. Araka ny vaovao […]






