Other News

Bis repetita

Apparemment la fièvre électorale n’était pas que pour les politiques, l’église vient de montrer, encore une fois, qu’il faut aussi compter sur elle. Ce qui n’est a priori pas une mauvaise chose si cela devait contribuer à un débat utile et que les citoyens en quête de salut peuvent y […]

Tarika Didy Alfa : nodimandry i Telina

Tohina ny fon’ny rehetra, indrindra ny mpankafy raha nahare ny fahalasanan’i Telina na Razafindrabary Telintsoa. Ny marainan’ny asabotsy 14 janoary 2023 ity mpanakanto evanjelika ity no nindaosin’ny fahafatesana. Araka ny vaovao navoakan’ny tarika Didy Alpha, tampoka tanteraka izao fahalasanan’i Telina izao. “Izaho mbola tsy miova fa mbola tia anao foana […]

Kabary – Vanim-potoana manan-tantara : hosokafana ny faha-60 taonan’ny Fi.Mpi.Ma

Nambara nandritra ny fankalazana ny Androm-pirenena ho an’ny kabary, notantera­hin’ny Fikambanan’ny Mpi­kabary Malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma), omaly, tao amin’ny Le Pavé Antani­na­renina fa hosokafana ny 18 febroary izao ny faha-60 taonan’ity fikambanana zokiny indrindra eo amin’ny sehatry ny kabary ity. Eo amin’ny Lapan’ny tanànan’Anta­nana­rivo Renivohitra, Analakely no handrehetana ny fanilo miampita izay […]

Famoahana boky : misongadina ny asa soratra “Trafika”

Tontosa ny asabotsy 14 janoary 2023, teny amin’ny Institut Français de Madagas­car na IFM Analakely ny fampahafantarana ny boky “Trafika”. Tantara mitohy an-tsary, voasokajy ho isan’ny nahita fahombiazana teto an-toerana hatrany ivelany. Maro no tonga nanatrika izany fampahafantarana izany sangan’ asa manana ny maha izy azy izany. Nisy ihany koa […]