Other News

Ikalamavony : mpitrandraka vato maty nihotsahan’ny tany

Telo herinandro nisian’ny fihotsahana niteraka fahafate­san’olona tao Ambatofinan­drahana, mpitrandraka vato iray indray no namoy ny ainy tao Ika­lamavony, ny faran’ny volana teo. Nifampitadiavan’ireo na­many ny mpitrandraka vato iray, namoy ny ainy vokatry ny fihotsahan’ny tany tao amin’ny kariera iray anatin’i Bevahon­drano, fokontany Mananata­nana, kaominina Ikalamavony, ny 30 novambra teo. Tamin’ny […]

Basy tsy ara-dalàna: lehilahy vao avy nigadra tratra

Tsy mety fay! Voasambo­try ny zandarimaria, ny alarobia teo, i Naivobe, jiolahy raindahiny amin’ny fanafihana mitam-piadiana ao Antanifotsy. Mpa­merin-keloka ny lehilahy ka izao tratra nitazona basy tsy ara-dalana izao. Ny alatsinainy teo, nahazo vaovao ny zandary ao an-toerana fa monina ao Andavabiby, fokontany Mora­rano ny lehilahy. Ny alarobia teo, nidina […]

Mpivarotra “méthamphétamine”: voasambotra ilay vehivavy vao nivoaka ny fonja

Tra-tehaky ny polisim-pirenena, afakomaly ilay tambajotra mpivarotra rongony mahery vaika “métham­phetamine” eto an-drenivohitra. Efa nigadra ny iray tamin’ireo vehivavy mpivarotra izany. Tra-tehaky ny polisy in­dray ilay vehivavy mpivarotra rongony mahery vaika sy ireo ekipany eto an-drenivohitra. Voasambotra ta­mina trano iray tetsy Tsia­zotafo, ny alakamisy teo, ireto jiolahy ireto. Sarona nandritra […]

Karaté – Championnat d’Afrique : deux médailles de bronze pour commencer

Les combattants malagasy ont bien lancé leur campagne africaine lors des championnats d’Afrique ca­dets, juniors et seniors (hommes et dames) de karaté qui se déroulent actuellement à Durban (Afrique du Sud). Hier, lors de la première journée de la compétition, Madagascar a ouvert son tableau avec deux de mé­dail­les bronze […]