Notontosaina ny 18 oktobra 2022 ny fifidianana ny birao vaovao hitarika ny Sendika iraisan’ny mpiasa ao amin’ny statistika na Saps. Natao omaly teny amin’ny Instat eo Anosy ny fifamindram-pahefana teo amin’ny filoha teo aloha, Ratovoniony Njara sy vaovao, Randriambelomahenina Noahery Tahiana. Nambaran’ny filoha teo aloha fa be ny vita nandritra […]
Other News
Letisia : 13.800 taonina ny letisia niondrana
Niantsona teto Toamasina, nandritra ny efatra andro ny sambo Baltic Klipper, nitondra ny letisia haondrana any ivelany. Niainga ny 25 novambra ity sambo ity, tamin’ny 4 ora maraina, nitondra letisia 8.400 taonina, hitodi-doha any Eoropa. Nigadona indray tamin’ny 6 ora maraina ny sambo faharoa, Geest Line, mahazaka letisia, 5.400 taonina, […]
CT Motors : manampy amin’ny fampananan’asa
Tao anatin’ny enin-taona namarotana ny Bajaj, nisafidy ny hanamora ny fisitrahana ity fitaovam-pitanterana ity ho an’ny tanora maniry hanana asa ny orinasa CT Motors. Nisantatra izany ny tao Toamasina. “Afaka mandoa 1 tapitrisa ariary ireo te hisitraka ary manefa tsikelikely ny fanampiny”, hoy ny talen’ny fitsinjarana eo anivon’ny CT Motors, […]
“Vary evoka”: Tanjon’ny vehivavy mpamokatra ny hanondrana any ivelany
Natao teto Antananarivo, omaly 25 novambra, ny loabary an-dasy mikasika ny vary nohatsaraina “vary evoka” (riz étuvé) niarahana tamin’ny vehivavy mpamokatra eto amin’ny Nosy. Fotoana nizarana traikefa, nitanisana ny olana, ary indrindra ny vahaolana, hampitomboana ny voka-bary sy ny fidiram-bolan’ny mpamokatra. Nikarakara ny fihaonana ny Africa Rice, tarihin’ny Dr. Mujawamarya […]
Judo – «TIMAD»: mpikatroka 80 hifaninana
Raikitra ny fifaninanana «Tournoi International de Madagascar» (TIMAD), taranja Judo, tanterahina eny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano, manomboka, anio 26 novambra. Mpikatroka 80 mianadahy ny hifaninana sy hiady ny amboara. Adin’ny Renioney sy ny Malagasy ny hitranga mandritra ny roa andron’ny fifaninanana, tsy tonga tamin’ny ora farany mantsy ry zareo Kaomoriana. 57 […]






