Tao anatin’ny 5 taona, nisokatra ho an’ny olon-drehetra ny «Musée de la photo», eny Anjohy. Nandritra io fotoana io, nahatratra 63.000 ny isan’ny mpitsidika raha 26.000 ireo sary voavadika ho nomerika. Raha ny fanazavan’ny tomponandraikitra, maro ireo liana amin’ny tontolon’ ny saripika tahaka izao, kanefa tsy mahafantatra izay fomba ataony […]
Other News
Reggae : haneho ny “Fitomania” ry Isandranata
Mpanakanto iray manana ny maha izy azy indray no hiaka-tsehatra etsy amin’ny Reggae Bar Ankazomanga, anio asabotsy 26 novambra, manomboka amin’ny telo ora tolakandro. Haneho ny mozikany ny tarika Isandranata, ary nampitondraina ny lohahevitra “Fitoamania” ny seho. Efa maro ny sehatra nanehoany ny talentany ary mampiavaka azy ny fahaiza-mihira, indrindra […]
Mpanoratra nasongadin’ny «Facebook»: nomena ny voninahitra mendrika azy i Bao Florine
Lanonana manetriketrika ! Nomena ny voninahitra mendrika azy i Bao Florine. Izy ilay ramatoabe nalaza nandritra ny herinandro maromaro, tao anatin’ny tambajotran-tserasera “Facebook”. Tontosa, omaly, tetsy anoloan’ny Ivokolo Analakely ny lanonana nanomezana ny mari-boninahi-pirenena “Officier de l’Ordre National” an’i Bao Florine. Poeta, mpanoratra amin’ny teny malagasy sy frantsay izy, fantatra ihany […]
Fanavaozana lisi-pifidianana: tonga ny ordinatera 400 hikirakirana antontanisa
Miroso ny fanavaozana manontolo ny lisitry ny mpifidy. “400 ny ordinatera tonga, amin’izao ary mbola hisy 200 mahery ho avy ao anatin’ny herinandro. Ny distrika 119 no hanaovana ny fitsinjarana izany, arakaraka ny habetsahan’ny mpifidy”, hoy ny filohan’ny Ceni, Andrianarisedo Dama A., teny Alarobia, omaly. Natao ho fikirakirana ara-kajy mirindra […]
Fiainana antoko: mandalo fitantanana vonjimaika ny RPSD
Mampita fanilo. Efa samy manomana sy maka bahana amin’ny fifidianana avokoa ireo etamazaoro politika. Nahatsapa rahateo ireo mpitarika fa efa tokony homena sehatra ny tanora nefa ilaina koa ny traikefan’ireo efa zokiny. Anisan’ny efa miroso amin’izany ny eo anivon’ny RPSD. Voatendry ho filoha nasionaly vonjimaika mitantana ny RPSD izao, i […]






