9 andro mialoha ny hanombohan’ny andiany faha-12, amin’ny lalaon’ny tanora aty amin’ny ranomasimbe Indianina (CJSOI 2022) anio. Fihaonana hotanterahina atsy amin’ny Nosy maorisy ny 4 ka hatramin’ny 11 desambra, ho avy izao. Efa vonona amin’izany avokoa ireo firenena mpifanandrina. Tsy mbola misy resaka kosa hatreto ny an’i Madagasikara. Tsy andrenesam-peo […]
Other News
Kitra – «Orange Pro League 2022»: hanala vela amin’ny Fosa Jr ny Ajesaia
Hotanterahina anio asabotsy sy rahampitso alahady ny andro faharoa amin’ny fifaninanam-pirenena, hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara Orange Pro League (OPL 2022). Lalao iray tena andrasan’ny maro ny fihaonana eo amin’ny Fosa Junior Boeny sy ny Ajesaia Bongolava, ho an’ny kaonferansy avaratra. Lalao hotanterahina rahampitso alahady, eny amin’ny kianja Vontovorona izany. […]
Karate-Tompondakan’i Afrika: mifanandrina ny COM sy ny minisitera
Samy nampahafantatra ny delegasiona tarihiny avy, hiatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika any Durban, ny ekipan’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena sy ny Komity Olympika malagasy, omaly. Namaly ny ahiahin’ny mpikatroka sy ny mpankafy ny taranja karate, amin’ny fisian’ny federasiona roa eo anivon’ny fitantanana ny taranja karate, omaly 25 novambra, ny minisiteran’ny Tanora […]
Mondial 2022: mihena ny fifantohan’ny mpianatra ao an-dakilasy
Mitana ny sain’ny maro ny fanarahana ny “Mondial 2022” atao any Qatar. Na lehibe na kely, samy tsy misy manaiky fa miady fo hanaraka ireo lalao mandeha amin’ny fahitalavitra. Efa tsapan’ny mpampianatra sahady ny lesoka sy ny voka-dratsin’ny fiaretan-tory sy fifantohana loatra amin’ity lalao ity ho an’ny mpianatra. Lasa adihevitra […]
Literatiora sy Riva: hamoaka ny boky “Vahindanitra”
Tsy afa-misaraka ny “literatiora sy Riva”. Vao miresaka hoe Riva, mby ao an-tsaina avy hatrany ny riankalo, tononkalo, sombintantara sns. Haseho ny amboaran-kalo “Vahindanitra”… Hanataneraka seho sy hetsika famoaham-boky i Riva, ny zoma 2 desambra izao, amin’ny roa ora sy sasany, etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, efitrano Dox. Hanentana izany seho […]






