Mbola mijanona ho fahatsiarovana sy tora-po fotsiny. Anisan’ny firenena tia manangona ny Malagasy, raha ny nambaran’ny mpikaroka maro. Hatramin’izao, anefa, tsy mbola miasa araka ny tokony ho izy ny tahiry ananan’ny tokantrano malagasy. Tsy mbola hainy ny mandrafitra ny tantara avy amin’ireny tahiry ireny. Io no dingana mila hampahafantarina sy […]
Other News
Ratovo: Haseho ny « Zava-bita amin’ny valiha »
Mpitendry, mpikaroka, mpamorona, mpampianatra… Ratovo na Ratovo Valiha. Sehatra maro teto an-toerana sy tany ivelany no efa nahita ny talentany. Haneho ireo dingana efa vitany tao anatin’ny taona maro izy. Tahaka ny zavamaneno maro fahita maneran-tany, na eo amin’ny endrika amam-bika, na eo amin’ny fomba fampiasana sy fitendrena, sns, nahitana […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitsahatra avokoa ny fanampiana ara-tsakafo ho an’i Madagasikara ho an’ity taona ity. Hananosarotra ny famatsiana ny tokantrano marefo, indrindra ireo traboina noho ny loza voajanahary. Miantso fampiroboroboana ny famokarana eto an-toerana ny sehatra tsy miankiana hanampiana ny mpiray tanindrazana sy hanohanana ny orinasa malagasy. Voatazona ho 12% ny “taux directeur”, […]
Mecc 2026 : Manampy hitrandraka ny tsena kanadianina
Antoka hampivoarana ny fandraharahana ny fitrandrahana ny tsena any ivelany. Antony mahatonga ny Mission économique commerciale au Canada (Mecc) andiany fahafito, karakarain’ny Antenimieran’ny varotra sy indostria Kanada-Madagasikara (Cancham), mitondra ny vokatra malagasy eo amin’ny tsena kanadianina. Araka izany, soa fanararaotra ho an’ny mpamokatra ny Mecc. Mbola malalaka sy azo trandrahina […]
Harena an-kibon’ny tany : Maherin’ny 3 000 ny fangatahana fahazoan-dalana
Nampahafantarin’ny Biraon’ny kadasitra momba ny harena an-kibon’ny tany (BCMM), ny alatsinainy 2 febroary teo, fa misokatra ankehitriny ny fikirakirana sy ny fandinihana ny fahazoan-dalana hitrandraka harena an-kibon’ny tany eto Madagasikara. Maherin’ny 3 000 ny fahazoan-dalana efa nanao fangatahana, voarakitry ny BCMM nanomboka ny taona 2009, fotoana nampihantonana azy hatramin’izao. Misy amin’ireo […]






