Nohamafisina sy tohizana ny fiarahan’ny fanjakana sy ny mpiara-miombon’antoka. Nampifandrifiana amin’ny laharam-pahamehan’ny fanjakana ny tetikasa sy ny fandaharanasa hatao. Nihaona ny 26 janoary teo, ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), notarihin’ny minisitra Rasatarimanana José Nirina, ny avy amin’ny minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanambola, nosoloin’i Iouri Garris, sekretera jeneraly, tena […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Nankasitraka sy nanome lanja ny ezaka vitan’ i Madagasikara tao anatin’ny telo volana farany ny Vondrona afrikanina (UA), araka ny nambaran’ny iraka, Mohamed Idriss Farah. Noraisin’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, teny Iavoloha, izy, ny alahady teo. Nambarany fa hita taratra ny fandrosoana ara-politika, ara-toekarena ary ara-tsosialy. Tsy ho tafiditra […]
Fiatrehana ny raharaham-pirenena: Haneho ny heriny sy ny heviny ny Avi
Mbola eo hatrany. Maka bahana ho amin’ny fihaonambe ny eo anivon’ny antoko ny Asa vita ifampitsarana-Avi. Maherin’ny 1 000 ireo mpikambana hiatrika izany, eny amin’ny CCI Ivato, ny 20 febroary izao. Ahitana olom-boafidy tamin’ny anaran’ny antoko, toy ny depiote, ben’ny Tanàna ary mpanolotsain’ny kaominina, izy ireo. Nambaran’ny filoha nasionaly, ny solombavambahoaka, […]
Ikotozafy ihany …
Ity vao tena TIM na ny teo ihany no miverina! Ikotozafy ihany no “leksisy”! Manomboka mampiaka-pofona indray ny tanora. Milaza ireo mpitolona fa tena nivaralila ny valin’ny fitakiana natao ny volana septambra teo. Fomba fijery izay maha be resaka ihany koa anefa. Maro no tsy nahazo toerana tamin’ny fitondrana […]
Antenimierampirenena : Depiote 116 no manohana ny fitondrana
Maro anisa vaovao eo anivon’ny Antenimieram-pirenena ! Tafakatra anjatony izao ireo solombavambahoaka nanao fanambarana fa hanohana izao fitondrana Fanavaozana izao. «Mipetraka ny vovonan’ny depiote amin’izao fanavaozana izao. Iaraha-mahita ny ezaky ny fitondrana amin’ izao». Io ny fanazavan’ny depiote tsy miankina voafidy tany Manandriana, Amoron’i Mania, Andrianjanahary Fanomezantsoa, teny Tsimbazaza, omaly, […]






