Other News

« Tena kanto 2 »: Lehilahy avokoa no hampiara-peo amin’i Poopy

Hiavaka noho ny tamin’ny taon-dasa ny andiany faharoa. Tovolahy daholo no nasain’i Poopy hanampy azy eny an-tsehatra amin’ity. D-Lain, Tanjona Randrianarivelo ary i Ken. Ireo izy telo mirahalahy nosafidian’i Poopy, hampiara-peo an-tsehatra aminy, mandritra ny «Tena Kanto 2 ». Fampisehoana ho­tontosaina ny 1 marsa ho avy izao izy ity, ao amin’ny Lapan’ […]

VAOVAO TAMBATRA

Hisitraka mivantana ireo tombontsoa azo avy amin’ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’i Korea Atsimo ireo tanora malagasy hatrany amin’ny 15 000. Fifanarahana entina hanamora ny fandraisana sy fampiofanana, fianarana teny koreanina ary ny fisitrahana asa maro any an-toerana. Voakasik’izany ny Ingénierie de la construction, ny Paramédical, ny jono, ny fitrandrahana ala, ny […]

Mpiasa amin’ny tsy miankina: Hakarina 300 000Ar ny karama farany ambany

Hihatra manomboka ny 01 marsa ny fampakaran-karama ho 300 000 Ar ho an’ny fandraisana mpiasa ho an’ny sokajy M1, eo amin’ny sehatra tsy miankina, araka ny fifanarahana nataon’ny Fivondro­nan’ny orinasa malagasy (GEM) sy ny Fivondronan’ny mpandraharaha malagasy (FivMpaMa) ary ny Conféren­ce des travailleurs de Mada­gascar (CTM), ny herinandro teo. Mbola […]

Fitantanan-draharaha : Tsy afa-misaraka ny fambolena sy ny fiompiana

Nitaky ny hananana fitantanana jeneraly mahaleo tena ny mpiasan’ny sampandraharan’ny Fiompiana. Nitondra fanazavana, omaly, ny ao amin’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae). Nambaran’ireo solontena maromaro, nisolo tena ny minisitra, izay tsy eto an-toerana, fa tsy afaka tanterahina ny fanasarahana ireo sehatra ireo. Voalohany, manodidina ny 2 000 ny totalin’ny mpiasa, […]

FSRP-CGIAR: Vahaolana ho an’ny tantsaha ny voka-pikarohana

Aparitaka eny amin’ny tantsaha ny fampiharana ny voka-pikarohana mahakasika ny fambolena sy ny fiompiana ataon’ireo Malagasy teknisianina. Tanjona ny hanavaozana ny rafi-pamokarana entina hampitomboana ny vokatra. Mikendry ny hanarenana ny rafi-pamokarana raha sendra misy voina mianjady vokatry ny fiovan’ny toetr’andro ny tetikasa mahakasika ny fanjarian-tsakafo miarina (FSRP). Miara-manatanteraka azy ny […]