Après avoir dévasté Boeny, Betsiboka, Melaky, Sofia et sillonné Analamanga, le week-end, le cyclone tropical Fytia, a laissé derrière lui un lourd bilan humain et matériel, avant de sortir en mer vers 6 heures du matin hier, au Sud de Brickaville. Selon le rapport officiel publié par le Bureau national […]
Other News
Nampiana faninefany: Jifa iray andro ny tapakilan’ny sehon’i Joely
Tsy «Miseho milay» araka ny lohatenin’ny fampisehoana izy… Fa «Tena milay», angamba, matoa nifarombahin’ireo mpankafy ny tapakilan’ny fampisehoana «Miseho milay», izay homanin’i Joely. Lany vetivety talohan’ny faran’ny taona ireo tapakilan’ny seho 3 misesy izay mbola hotontosainy ny 13, 14 ary 15 febroary ho avy izao, samy etsy amin’ny CCI Ivato. […]
Firosoana amin’ny maha matihanina : Hanana « licence » ireo mpikarakara fampisehoana
Asa mamelona fianakaviana maro ny fikarakarana hetsika sy fampisehoana. Fihariana marefo anefa izany eto Madagasikara, satria lasibatra voalohany raha vao misy olana lalovana, toy ny krizy politika na ara-pahasalamana, ohatra. Na izany aza, fihariana tokony hiroborobo, rehefa misy ny fifarimbonana eo amin’ny mpisehatra rehetra. Antony nanaovan’ny sendikàn’ny mpikarakara hetsika sy […]
Dr Randriamanana Hasina stéphane – Mpilalao sy mpampianatra mozika
Lutte sy ny MJS : Vonona hiaro ny tombontsoan’ ireo atleta ny minisitra
Ny alakamisy lasa teo, tonga nitsidika ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), Rasambany Alain Désiré, tetsy Ambohijatovo, ny Federasionina malagasin’ny taranja tolona(FML), tarihan’ny filohany, Raveloson Mamitiana. Nisongadina nandritra ny fihaonana ny filazan’ireo Malagasy atleta ny tena hetahetany sy ny fanamby apetrak’izy ireo amin’ity taranja ity. Nanamafy ny minisitra […]






