Nandray ny ambasadaoro izay iraka manokana eto Madagasikara, i Mohamed Idriss Farah, ny filohan’ny Vaomieran’ny Vondrona afrikanina (UA), i Mahmoud Ali Youssouf, omaly, araka ny fampitam-baovaon’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny, eny Anosy. Nitondra fanazavana ny amin’ny fivoaran’ny toe-draharaham-pirenena eto Madagasikara, amin’izao, tamin’ny filohan’ny Vaomieran’ny UA ny ambasadaoro. Nanantitrantitra ny fahavononan’ny tomponandraiki-panjakana eto Madagasikara hizotra […]
Other News
Efa miditra ny vola?
Nanaitra ny filazan’ny Banky foiben’i Madagasikara fa mbola manana volabe ampy ampiasaina anatin’ny enim-bolana isika. Mainka mahafinaritra ny mamaky ny tatitra fa 70 % amin’ny Malagasy no tsy mampiasa afa-tsy ravimbola 20 000 Ariary. Efa metimety izany ny resaka toekarena hatrany an-tokantrano. Tsy manimba saina intsony ilay fanambaran’ny minisitra […]
Vondrona Irmar: Miandrandra fandaminana politika
Maromaro ireo fitsidihana sy fihaonana nataon’ny iraky ny sehatra iraisam-pirenena, ny herinandro teo, ho amin’ny fikaroham-bahaolana. Naneho ny heviny momba izany ny avy amin’ny Irmar. Naneho ny heviny ny filoha lefitry ny mpanohitra eny amin’ny Antenimierampirenena, ny depiote Milavonjy Philobert, avy amin’ny vondrona Irmar. Nambarany fa hisy fiantraikany sy dikany […]







