Vita ny tetezana Andriambavirano, amin’ny lalam-pirenena faha-4, PK 502. Mahazaka lanja 44 taonina ity tetezana ity, araka ny fenitra eto amintsika sy toy ny amin’ny lalam-pirenena rehetra. Natao ny 4 febroary teo ny andrana teknika, manome antoka ny filaminana sy ny fahamarinan-toeran’ny fifamoivoizana ho an’ny mpampiasa lalana rehetra. Hentitra ny […]
Other News
Ravinala Airports: Nafindra ny tanànan’i Pont Valiha
Tafiditra tao anatin’ny faritry ny seranam-piaramanidina, any Fascène, Nosy Be, ny tanànan’i Pont Valiha. Voatery tsy maintsy nafindra toerana ity tanàna ity, araka ny fifanarahana famindram-pitantanana teo amin’ny fanjakana malagasy sy ny orinasa Ravinala Airports, araka ny fenitry ny Orinasa ara-bola iraisam-pirenena (SFI). Nanomboka tamin’ny taona 2020 ny famindrana ireo […]
Fim 2026 : Sehatra ifanakalozan’ ny mpandraharaha
Ambohi-pihaonan’ny orinasa sy ny mpandraharaha marolafy ny Tsenabe iraisam-pirenena eto Madagasikara (Fim), hetsika karakarain’ny MadaVision. Vovonana ahafahan’ireo orinasa mampiseho ny maha izy azy sy hampahafantarany ny tolotra sy ny vokatra ataon’ny Fim. Omaly, nifanakalo hevitra tetsy Antanimena, ireo mpandray anjara sy ny mpikarakara ny hetsika. Fotoana iray nitondrany ny hetahetany sy […]
Banky Foiben’i Madagasikara : Voatazona ho 12% ny tahan’ny zanabola fototra
Mitazona ny tahan’ny zanabola fototra (taux directeur) ho 12% ny Banky foiben’i Madagasikara, araka ny tapaky ny Kaomity misahana ny politika ara-bola. Fepetra izay heverina ho mifanaraka amin’ny tanjona fitoniana eo amin’ny vidim-piainana sy hanamafisana ny toekarena. Nivoitra tao anatin’ny fampahafantarana nataon’ ny BFM, afakomaly, fa nihena ny vidim-piainana eto […]
FANTINA sy FINTINA
Nilaza ny antony nitondrany basy ny filoham-panjakana, Kly Randrianirina Michaël, tamin’ny fidinana ifotony nataony. Nambarany, tamin’izany, fa nandeha tany amin’ny faritra mena izy ireo, toy ny tany Soalala sy Besalampy. « Iray ihany ny angidimby azo nentina noho ny fitsitsiana, mpiambina iray ihany no zaka ka tsy maintsy nitondra basy », hoy […]







