Other News

Madagascar – Afrique du Sud : renforcement des liens diplomatiques

Le Président de la Transition, le Colonel Michaël Randrianirina, multiplie les rencontres diplomatiques. Il a effectué une visite de travail en République d’Afrique du Sud, où il a été reçu par le Président Cyril Ramaphosa, au Mahlamba Ndlopfu, la résidence présidentielle à Pretoria. Cette visite officielle s’inscrit dans le cadre […]

TSELATRA

Voasambotry ny zandary tetsy Ankadikely Ilafy ny alin’ny 14 janoary lasa teo, ny lehilahy iray nangalatra volan’ny orinasa tany amin’ny Banky. Nirahina haka vola 50 tapitrisa Ariary izy ny 13 janoary, nefa tany dia tsy niverina. Nandefa hafatra tamin’ilay mpaniraka izy fa lasan’ny mpitandro filaminana ireo vola satria tsy mazava, […]

Nandroba 27 tapitrisa Ar : Lehilahy iray naiditra am-ponja

Voasambotry ny zandarimaria miasa eo anivon’ny kaompania Tanà Ville ny lehilahy iray nandroba lelavola an-tapitrisany tao amin’ny efitrano fatoriana teratany vahiny iray tetsy Analakely, ny 8 ja­noary teo. Nidiran’io lehilahy io antsokosoko ny trano nisy ny teratany vahiny, ny alin’ny sabotsy 2 janoary lasa teo. Ni­hevitra ho tsy nisy nahatsikaritra […]

Fanafihana tsena : Jiolahy iray maty voatifitry ny polisy

Notafihan’ny jiolahy miisa 12, nirongo fitaovam-piadiana toy ny basy vita gasy sy sabatra ary famaky, ny tsenam-barotra iray tany Ankilahila, kaominina Mitsinjo, disitrikan’i Toliara II, afakomaly tamin’ny 8 ora sy sasany alina. Nodarohan’ireo olon-dratsy ny mpivarotra tao amin’ilay tsena, nandritra izany. Vokany, naratra mafy noho ny vono nahazo azy ity […]