Mihena tsikelikely ny delestazy fa olana ara-teknika sisa no misy amin’izao, araka ny nambaran’ny Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama, raha nivahiny tao amin’ny fahitalavim-pirenena, omaly. Nividy groupe électrogène hoy izy ny fitondram-panjakana hanohanana ny famokarana herinaratra ao Andekaleka. Mbola midangana ny vidin’entana eny an-tsena amin’izao fotoana. Mananosarotra ho an’ny ankamaroan’ny tokantrano ny […]
Other News
Angovo : 90 miliara Ar isam-bolana ny fatiantoka
Midangana ny fandanian’i Madagasikara eo amin’ny sehatry ny angovo. Mitentina hatrany amin’ny 1 080 miliara Ar isan-taona ny fatiantoka, araka ny tatitra navoakan’ny Banky Iraisam-pirenena, antony indrindra mahatonga ity farany nanome fanampiana mitentina 1 270 miliara Ar ny fitondram-panjakana, ny taona 2023. Na izany, mbola ambony ny tahan’ny fampiasana arina […]
Vidim-bokatra eny an-tsena: Hamafisina ny fanaraha-maso
Nidina teny amin’ny tsenan’Anosibe ny tomponandraikitry ny minisiteran’ny Varotra sy ny Fanjifana (MCC), nanara-maso sy nanadihady momba ny fiaviana sy ny lalan’ny vary nafarana izay mitobaka eny an-tsena amin’izao fotoana. Tanjona ny hamantarana ny fiavian’ny vary sy ny vidiny sao misy mivarotra fatiantoka ka mahatonga ny olona tsy hanjifa ny […]
Telo volana faharoa ny taona 2025 : Tafakatra 326 984 m³ ny fanjifana solika
Andry iankinan’ny toekarena ny solika noho izy miantoka ny fampandehanana sy ny fampandrosoana ny faritra iray. Tao anatin’ny telo volana faharoan’ny taona 2025, nahitam-piakarana ny fanjifana ny solika manerana ny Nosy. Vita ny fety. Manomboka miverina tsikelikely amin’ny andavanandro ny tokantrano tsirairay avy. Manomboka ihany koa ny fitohanan’ny fiara, ity […]
FANTINA sy FINTINA
“Tsy misy ny fiatoana politika, na hoe ao anatin’ny fety aza. Isan’andro ny fampiharan-dalàna. Fomba fitantanana ny firenena ny politika, ka tsy azo tapahina na eo aza ny fety”. Izay ny fijerin’ny filohan’ny antoko Avotra ho an’ny firenena, ny Dr Razafindrakoto Harison, manoloana ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao. Tsy misy […]






