Other News

Baolina kitra : Maro ireo lafim-baovao andrasan’ny mpankafy

Amin’ity taona vaovao 2026 ity, betsaka ireo vaovao andrasan’ny mpankafy ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). Ao anatin’izany ny fankatoavana ny Kianja Barea Mahamasina, ny fanovana ny sata mifehy ny federasionina, ny tohin’ny asan’ny mpanazatra Barea. Vaovao maro sy mafonja no handrasana, mandritra ny taona 2026ho an’ny taranja baolina kitra […]

Taranja Basikety : Misedra olana ny fifidianana any amin’ny ligin’Atsimo Atsinanana

Araka ny loharanom-baovao mari-pototra, misedra olana ny fifidianana izay ho filohan’ny ligy any Atsimo Atsinanana, izay tsy mety tanteraka mandraka ankehitriny. Efa intelo izao no niova ny daty tokony nanatanterahana izany ary nahitana fihemorana hatrany. Ny 27 desambra lasa teo no daty voalohany voatondro nanaovana io fifidianana io, nihemotra ny […]

DAKA AN-JORONY

Aza atao ranotrambo ny firarian-tsoa Rehefa miandoha tahaka izao ny taona, manao be fiavy ny firarian-tsoa. Eo koa ny filazana tetikasa hatao. Misa­sasasa sy misosososo ary misesisesy izany kanefa aza atao ranotrambo be fiavy fa mora ritra. Tsara tokoa ny mifampirary soa fa izany no fanalahidy amin’ny fiainana. Matetika anefa […]

Baolina kitra – CAN 2025 : Tafita ny voromaherin’i Mali sy ny lionan’i Teranga Senegal

Senegal sy Mali no firenena roa voalohany tafita amin’ny dingana ampahefa-dalana, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2025), taranja baolina kitra. Efa tany amin’ny fandakana ny « tirs au but », vao nivoaka ho mpandresy ry zareo Malianina nanoloana an’i Tunisie. Senegal kosa nanilika an’i Soudan. Tontosa ny sabotsy lasa […]