Taitra ireo zatra mampiasa sy manokatra ny masom-panahiny. Tsy tafajanona eo amin’ny endrika amam-bika, fotsiny, mantsy ny zava-misy amin’ny kolontsaina. Manana ny fiantraikany lehibe eny anivon’ny fiarahamonina sy ny firenena iray manontolo izy ireny. Ahina, afaka fotoana fohy, ho takona ny orin-trano malagasy fahita eto Imerina na ny tranogasy. Mirakitra […]
Other News
Mila fanarenana : Tsy ny mpihira irery no mpanakanto
Mbola maro ireo diso hevitra. Niroborobo fatratra ny fampiasana ny teny « zavakanto » nanomboka teo amin’ny taona 1975. Tsikaritra teo ihany koa no nivily tsikelikely tany amin’ny tontolon’ny hira izy io. Ny mpihira no nolazaina matetika ho mpanakanto. Hadino fa tafiditra ao anatin’io ny hosodoko, sokitra, dihy, sns. Taona 2026, mbola […]
Is’Art Galérie : « Tambatra », fanehoan-kanton’ireo mpanao hosodoko
Mpanao hosodoko efatra, samy manana ny aingam-panahiny sy ny fironany amin’ny hosodoko, no hiara-hisalahy amin’ny « Tambatra ». Fampirantiana hanehoan’izy ireo hafatra iombonana amin’ny alalan’ny zavakanto. «Tambatra», maneho ny fiarahana, fiombonana, firaisankina, sns. Hanehoan’ireo mpanakanto ireo hevitra maro tsy tabaina, kanefa miboika anatin’izy ireo ihany koa. Fampirantiana iray, hahitana ny sanganasan’i Amir J, […]
VAOVAO TAMBATRA
Tantsaha miisa 191 ao amin’ny kaominina Ankerika, distrikan’Antsohihy, Faritra Sofia no nahazo fanohanana ara-pitaovana sy hanam-pamokarana avy amin’ny Minae tamin’ny alalan’ny Tetikasa Riz Plus izay vatsian’ny Banky iraisam-pirenena vola. Ny Tetikasa Riz Plus dia mikendry ny hanatsara ny fiveloman’ny tantsaha miisa 40 000 any amin’ireo faritra roa iasany, dia i […]
Jono makamba vaventy: Mankany amin’ny fitantanana matihanina
Mitohy ny fanavaozana ataon’ny minisiteran’ny Jono sy ny Toekarena Manga (MPEB) ho fanatsarana ny fitantanana ny jono makamba eto Madagasikara. Antony indrindra nanaovana ny fivoriana fampahafantarana ho an’ireo orinasa malagasy liana amin’ny fitrandrahana ny makamba vaventy eto amintsika ny alarobia teo, teny Ampandrianomby. Kendrena ao anatin’izay ny hahamatihanina kokoa sy […]







