Other News

FANTINA sy FINTINA

Mila mametraka ny firaisam-pirenena ny fitondram-panjakana ao anatin’ny Fanavaozana mijoro amin’ izao. Izay ny fanambaran’ny eo anivon’ny mpitahiry ny Hasim-piandrianan’i Madagasikara ao amin’ny tranoben’ ny Merina. Ao anatin’izany ny fametrahana fomba iray iombonana ho an’ny foko 22: ny lohataona. Hatra­min’ izay, tsy nisy ny fametrahana an’izay firaisam-pirenena izay. Fandravana izany […]

ady amin’ny tsimatimanota: “Aoka tsy hanavahana olona”, hoy ny depiote Pety

“Aoka mba tsy hisy intsony ny hoe tsimatimanota. Zava-dehibe izay, fa zava-dehibe mila jerena koa ny hoe: aoka mba tsy hisy fanavakavahana ny ady amin’ny tsimatima­nota”. Io ny fanehoan-kevitry ny depiote tsy miankina voa­fidy tany Ikalamavony, Matsia­tra Ambony, Rakotoniaina Pety, teny Tsimbazaza, omaly, momba ny ady amin’ny tsimatimanota ataon’ny fitondrana […]

Haingana mivaingana

  Mila mandeha haingana amin’izay ny governemanta? Araka ny hafatry ny filoham-panjakana tamin’ny fiando­han’ny taona io. Tokony hajanona koa ny adilahy politika sy ny fingampingana. Ilaina ny fifanomezan-tanana, fifampitokisana… Miara-manaiky ny rehetra fa tena ilaina ary tsara ny fanavaozana? Fijery sy fiteny amin’izao ny hoe ny toe-tsaina aloha no mila […]