“Manaraka ny aingam-panahy any fotsiny…”. Fitenin’i Edouard Rajaona rehefa miresaka ny kanto trandrahany io. Nanosika azy no anisan’ireo mpanao sokitra sy hosodoko kalaza indrindra izany. Mitoetra hatrany ireo sanganasany. Ny zanany no nanambara ny fodiamandrin’i Edouard Rajaona. Avy hatrany dia niraradraraka ny fiaraha-miory nomban’ny fitanisana ireo fahatsiarovana, fa indrindra ny […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Mitaintaina ny tontolon’ny zavakanto… Tsy mbola fantatra mazava, ankehitriny, ny mety hafitsoky ny aretina nendran-drajako, izay nambara fa efa misy eto Madagasikara. Miteraka tebiteby eo amin’ny sehatry ny zavakanto malagasy izany, satria, raha sanatria ka mihanaka be ao anatin’ny fotoana fohy izy ity. Azo inoana fa handray ireo fepetra mifanaraka […]
Baolina kitra – CAN 2025: «Mondialistes» dimy hiatrika ny ampahefa-dalana
Hitohy rahampitso zoma ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra (Can 2025). Fantatra avokoa ireo ekipa 8 hiatrika ny dingana ampahefa-dalana. “Mondialistes” miisa 5 indray tafita amin’izany dia ny Elefantan’i Côte d’Ivoire, ny Faraonan’i Egypta. Eo koa ny Liona-n’i Atlas Maroc sy ny Fennecs Algerie ary ny Liona-n’i […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina anio, any Arabia Saodita, ny lalao manasa-dalanan’ny fiadiana ny amboarabe an’i Espagne. Hifanandrina amin’izany, ny Real Madrid sy ny Atletico de Madrid. Mbola manala vela amin’ity fifandomana ity, ny Real Madrid, satria efa resin-dry zareo Atletico tamin’ny isa 5 no ho 2, ny madrilenina, nandritra ny lalao nihaonan’ny roa […]
Volley-Taona 2026 : Feno tanteraka ny fandaharam-potoana
Fiofanana ho an’ny mpanazatra hatao any Toamasina, no hisantarana ny taom-pilalaovana 2026, ho an’ny taranja volley ball, ny 24 hatramin’ny 27 febroary izao, raha ny fandaharam-potoanan’ny federasionina. Hisy ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 19 taona aorian’izay hitiliana izay handrafitra ny ekipa malagasy hiatrika ny “Championnat des Nations […]







