Hanamarika ity taona 2026 ity, ny fifidianana izay ho mpitantana eo anivon’ny ligy sy federasionina, ho an’ny taranja atletisma. Araka ny tetiandro navoakan’ny vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni), hotanterahina ny zoma 13 febroary ho avy izao, eto Antananarivo ny fifidianana izay ho filoha hitantana indray ny federasionina malagasy […]
Other News
“Gala des champions” : Novaina ho fifaninanana isan-klioba
Noho ny antony ara-pahasalamana, voatery nahemotra ho amin’ny fotoana tsy mbola fantatra ny fifaninanana “Gala des champions” nokasaina hatao ny 10 janoary izao, any Antsirabe. Fifaninanana izay karakarain’ny Phoenix Kross Fight ka haiady maro no saika hifaninana amin’izany. Tsy avelan’izy ireo handalo fotsiny anefa io fotoana io fa hisy ny […]
Baolina kitra : Maro ireo lafim-baovao andrasan’ny mpankafy
Amin’ity taona vaovao 2026 ity, betsaka ireo vaovao andrasan’ny mpankafy ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF). Ao anatin’izany ny fankatoavana ny Kianja Barea Mahamasina, ny fanovana ny sata mifehy ny federasionina, ny tohin’ny asan’ny mpanazatra Barea. Vaovao maro sy mafonja no handrasana, mandritra ny taona 2026ho an’ny taranja baolina kitra […]
Judo-Grand Slam de Paris : Hisolo tena an’i Madagasikara ry Laura sy Zo
Hotanterahina ny 7 sy 8 febroary izao, any Paris, ny “Grand Slam de Paris”, taranja Judo. Tsy diso anjara amin’izany i Madagasikara fa hanana solontena, hahitana an-dRasoanaivo Razafy Aina Laura, hifaninana eo amin’ny sokajy latsaky ny 70 kg . Sokajy hahitana mpifaninana 20 ka anisan’ny ao anatin’izany i Ozbas Szofi, […]
Taranja Basikety : Misedra olana ny fifidianana any amin’ny ligin’Atsimo Atsinanana
Araka ny loharanom-baovao mari-pototra, misedra olana ny fifidianana izay ho filohan’ny ligy any Atsimo Atsinanana, izay tsy mety tanteraka mandraka ankehitriny. Efa intelo izao no niova ny daty tokony nanatanterahana izany ary nahitana fihemorana hatrany. Ny 27 desambra lasa teo no daty voalohany voatondro nanaovana io fifidianana io, nihemotra ny […]







