Other News

Gadona tsapiky: Nosafidiana ho harembakoka eo anivon’ny Unesco

Tsy manam-paharoa maneran-tany ny gadona tsapiky. Feno ny fepetra nandraisan’ny Unesco azy, ho haremba­koka tsy azo tsapain-tanana ho an’ny zanak’olombelona. Dingana goavana ho an’ ny zavakanto sy ny ko­lontsaina malagasy. Voasokajy ho anisan’ireo ha­rembakoka tsy azo tsapain-tanana ho an’ny zanakolombelona eo anivon’ny Unesco ny gadona tsapiky. Fantatra io nandritra ny […]

FANTINA sy FINTINA

Nanao fanambarana miaraka ireo filoham-piangonana efatra eo anivon’ny FFKM noho ny fiparita­han’ny vaovao tsy marina sy tsy marim-pototra momba ny fanasana ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry, hiatrika ny fikaonandoha. « Tsy mahalala ary tsy nanasa sy tsy ambadiky ny fanaparitahana izany fanasana izany izahay », hoy izy ireo, afakomaly. Hentitra ny […]

very zom-pirenena : Tsy afa-manao hetsika politika

“Voailika ho azy, avy ha­trany, ao anatin’ny lisitry ny mpifidy ary tsy manan-jo hirotsa-kofidina na hifidy intsony izay very zom-pirenena mala­gasy. Tsy mahazo manao he­tsika ara-politika, na mivan­tana na ankolaka, amin’ny raharaha ara-politika eto amin’ ny tanin’ny Repoblikan’i Mada­gasikara koa”. Io ny fanambaran’ny fitaleavan’ny Serasera eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana, voaray […]

Fikaonandoham-pirenena: Miantso ny rehetra handray anjara ny FFKM

Nisokatra amin’ny fomba ofisialy omaly, teny Ivato, ny fikaonandoham-pirenena. Nitarika izany ny eo anivon’ny FFKM. Nisy sy hafatra sy fanentanana nataon’izy ireo tamin’izany. “Andao àry samy hitondra ny anjara biriky isika, hoporofoina fa afa-mifampiresaka sy mifan­dresy lahatra ary mifampihaino am-pitoniana sy am-panajana isika mba ho hita taratra sa­hady ny fanovana […]