Other News

Lalao Fihezama 2025 : Any Manjakandriana, ny 20 sy 21 desambra

Any Manjakandriana indray no hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fitaizana herin’ny zatovo malagasy), ny 20 sy 21 desambra izao. Fotoana hanehoana firahalahiana, fifankatiavana, fihavanana ary firaisankina ity fifaninanana ity, raha ny nambaran’ny filohan’ny Fihezama, Rakotovao Jacky Raymond. Manentana ireo mpikatroka mivondrona eo anivon’ny Fihezama ity filoha ity handray anjara ary hanatona […]

Rugby Malagasy : Hiavaka ny fankalazana ny faha-125 taona

Tapaka, omaly, fa hatao manomboka ny 20 desambra ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny fankalazana ny faha-125 taonan’ny Rugby malagasy. Hisy ny hetsika maro hatao amin’io, anisany ny “Super Coupe” Hankalazaina manomboka ny 20 desambra ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatape­naka, ny faha-125 taonan’ny Rugby […]

Mpividy volamena hita faty : Efa-dahy voasambotry ny zandary

Notanan’ny zandarimariam-pirenena natao fanadihadiana ireo efa-dahy ahina ho tompon’antoka tamin’ny vo­noan’olona niharo fandrobana tao Ambalafarihy, Sonierana, kaominina Ambohimanga Atsimo, distrikan’Ifanadiana, omaly. Raim-pianakaviana iray mpividy volamena hita faty rakotra tsatoka antsy tao amin’io kaominina io, afakomaly. Nivoaka ny trano fonenany io lehilahy io ary nitondra vola 3 000 000 Ar. Nentiny na­naraka azy […]

Fikaonandoham-pirenena: Mitsipaka ny fanilikilihana ny Irmar

Nitondra ny heviny ma­noloana ny fikaonan­doham-pirenena ireo solontenan’ny filoha teo aloha, Rajoelina Andry, teny amin’ny CCI Ivato, omaly. Nahitsy izy ireo. « Takinay ny tsy hisian’ ny fifanilihana ary aoka tsy ho resaka fotsiny izany fa haseho amin’ny fomba fiasa », hoy ny filohan’ny mpanohitra eny amin’ny Antenimieram­pire­nena, Milavonjy Philobert. No­tsiahiviny fa […]

VAOVAO TAMBATRA

Mitohy ny fakankevitra niarahana tamin’ireo mpandraharaha amin’ny harena an-kibon’ny tany. Nifantoka tamin’ny famaritana ireo «Akora mineraly stratejika» (SMS) misy eto Madagasikara ny natao teny amin’ny BCMM Ivato, omaly. Nambaran’ny minisitera fa tafiditra ao anatin’ny fanadiovana sy fanovana ity seha-pihariana ity isika izao. Dingana vitsy sisa dia ho afaka hitrandraka amin-kalalahana […]