La députée élue du district de Mahajanga I, Lalao Rahantanirina, alias Nina, a rompu le silence. Elle a déclaré sans ambages que tous ceux qui souhaitent légiférer au sein de l’Assemblée nationale actuelle sont illégaux et illégitimes. Suite à la publication par Siteny Randrianasoloniaiko, président de l’Assemblée nationale, d’une promulgation […]
Other News
Ady amin’ny valala: maherin’ny 24 000 ha efa voatondraka fanafody
Mitohy hatrany ny ady amin’ny valala tanterahin’ny fitondram-panjakana. Tafiditra ao anatin’ny politikan’ny fanavaozana ny famokarana eny ambanivohitra sy ny fanamafisana ny fiarovana ara-tsakafo nasionaly izany. Tamin’ity taona ity, maherin’ny 24 000 ha ny tanety voatondraka fanafody ary mbola hotohizana mandritra ny volana janoary 2026 ny tetikasa amin’ny alalan’ny fametrahana ny tobim-pibaikoana […]
Fanondranana drakaka: voafaritra ny « quota » ho an’ny mpandraharaha tsirairay
Nivoaka taorian’ny dinika niarahan’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga sy ny solontenan’ny Fiarahamonim-pirenena ary ny Bianco ny « quota » andiany voalohany ho an’ireo mpandraharaha mpanondrana drakaka, ho an’ ny taona 2026. Araka izany, natokana ho an’ireo orinasa efa miantsehatra amin’ny seha-pihariana drakaka ny 70% ny « quota » ny fanondranana. Miisa 13 […]
FIVMPAMA: mitaky fanovana lalina amin’ny rafitra ara-toekarena
Ilaina ny fanovana ara-drafitra amin’ny alalan’ny fametrahana ny « Small Business Act » hanatsarana sy hampivoarana ny fandraharahan’ny orinasa madinika eto Madagasikara. Izy ireny izay mandray anjara feno amin’ny fampandrosoana ny toekarem-pirenena. Mitaky fanovana lalina eo amin’ny rafitra ara-toekarena eto Madagasikara ny filohan’ny Fivondronan’ny mpandraharaha malagasy (Fivmpama), Rakotondrasanjy Rivo. Manentana ny […]
Novonoina sy naolana: ankizivavikely hita faty tao anaty lavadrano
Hita faty tao anaty lavadrano iray, ao Ambovondramanesy, disitrikan’i Mahajanga II, afakomaly tokony ho tamin’ny 12 ora atoandro, ny vatana mangatsiakan’ny ankizivavikely vao enin-taona monja. Maty nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana, naolana sy novonoina ary natsipin’ny olon-dratsy tao anaty fantsakana iray izy io. Fanolanana miharo famonoana ny nahazo azy, […]







